Mifandray ireo kanefa samy manana ny asany avy!

1. niryna ( 23/02/2007 06:59)
Mba afaka hanazavana ny namana eto ve isika ny hoe Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray?
Misaotra mialoha
niryna :D
novalian'i prime ny 15/03/2007 13:24
2. ikaretsaka ( 23/02/2007 16:50)
ny finoana aloha no mitondra an'io voalohany indrindra! tsy hiady hevitra aminao aho raha tsy mino ianao fa ohatran'ny mampiditra data amina Ordinatera 2 tsy mitovy nefa 1 ihany no tiana ahatongavaa (PC sy mac ohatra)

Io no maha samihafa ny trinitarisma @ unitarisma

Izaho dia trinitarista ...amiko dia izao ny fandehany:

1)mino aho fa andriamanitra (Ray) no nahary antsika mba ho tia azy sy hanompo azy ary hanana ny fiainana mandrakizay

2)mino aho fa zanak'andriamanitra i Jesoa ary Andriamanitra koa, izay sady zolintsika no tonga nanavotra antsika izay nanota... sy nanome antsika ny mofon'ny fiainana sy ny sakramenta hahatonga antsika ho conscient @ izay ataontsika sy ho velona mandrakizay ao aminy

3)mino aho fa misy ny Fanahy masina.. izay anddriamanitra koa.. io ilay miditra ao anatiko sy manoro ahy .. noraisiko t@ sakramenta
3. cutie ( 23/02/2007 17:10)
Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray?

Ray=jesoa=FM= telo
Atra= Ray =jesoa=FM= iray
:lol::lol::lol::lol:
4. fijo ( 23/02/2007 23:08)
raha 3=1 izany ve hety e?????
sa hoe voasary 3 anaty kitapo iray,dia lazaina hoe io misy voasary?
5. xxx ( 24/02/2007 19:19)
ikaretsaka:

ny finoana aloha no mitondra an'io voalohany indrindra! tsy hiady hevitra aminao aho raha tsy mino ianao fa ohatran'ny mampiditra data amina Ordinatera 2 tsy mitovy nefa 1 ihany no tiana ahatongavaa (PC sy mac ohatra)

Io no maha samihafa ny trinitarisma @ unitarisma

Izaho dia trinitarista ...amiko dia izao ny fandehany:

1)mino aho fa andriamanitra (Ray) no nahary antsika mba ho tia azy sy hanompo azy ary hanana ny fiainana mandrakizay

2)mino aho fa zanak'andriamanitra i Jesoa ary Andriamanitra koa, izay sady zolintsika no tonga nanavotra antsika izay nanota... sy nanome antsika ny mofon'ny fiainana sy ny sakramenta hahatonga antsika ho conscient @ izay ataontsika sy ho velona mandrakizay ao aminy

3)mino aho fa misy ny Fanahy masina.. izay anddriamanitra koa.. io ilay miditra ao anatiko sy manoro ahy .. noraisiko t@ sakramenta

Vao saika hiteny aho dia ny anao no lasa aloha.

6. xxx ( 24/02/2007 19:20)
cutie:

Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray?

Ray=jesoa=FM= telo
Atra= Ray =jesoa=FM= iray
:lol::lol::lol::lol:

=D=D=D
7. Fanambinana ( 24/02/2007 19:30)
Hoy Fijo:
raha 3=1 izany ve hety e?????
sa hoe voasary 3 anaty kitapo iray,dia lazaina hoe io misy voasary?

Ny olona ve hitovy amin'ny zavatra e? Nahoana no ekenao fa marina ny hoe IRAY ny mpivady nefa olona roa? Ahoana koa no tenenina fa Iray ihany isika malagasy nefa maro be? Misy ny realité tsy hain'ny siansa hazavaina velively. 1+1+1=1 tsy mety aminao izany fa izay no marina amin'Andriamanitra. Ilazana aminao fa hoe misy ny zavatra tsy takatry ny sainao sy tsy hainao tanterahana fa azony atao satria Andriamanitra izy. Ary izay TOKANA OLONA TELO izay no maha Andriamanitra Azy.
8. xxx ( 25/02/2007 14:00)
Fanambinana:

Tsy mino izy koa ahoana no andany andro aminy eo
9. prime ( 26/02/2007 10:13)
ikaretsaka, cutie, Fanambinana> =D=D=D...
xxx> Tsy hoe mandany andro fa mizara aloha...:)
fijo> Mahereza ry ise a... Andriamanitra anie hampahiratra fa tena mila ny asan\'ny Fanahy mihitsy vao mety hahazo izany voalaza izany... amin\'ny milaza ho mpino ary anie ny Telo izay Iray mbola adihevitra be e...
10. eritra ( 27/02/2007 13:34)
Sarotra amin'ny olona tsy mino tokoa ny hanaiky izany telo nefa iray zany kanefa dia izay no atao hoe finoana.
Ny fahazoako azy indray dia toa izao , tsy hoe diso ilay voalaza etsy ambony fa fanampiny ihany:
Atra Ray no endrika hita ( reel) tamin'ny voalohany na dia hoe ireo mpaminany ihany aza no afaka nahita maso Azy satria noho ny fahamasinany dia tsy misy afaka mahitaazy raha tsy izany dia maty ( Testamenta taloha izany)

Nony tonga Kristy dia Izy no endrika nisehoan'Atra mba hihaonany amin'ny olombelona saingy marihina fa nany fihaviany aza dia efa voasoratra mialoha tao amin'ny Testamenta taloha izanyhoe tsy zavatra noforonina Izy akory ( Testamenta vaovao izany)

Amin'ny androntsika ankehitriny kosa dia Ny Fanahy Masina no endrika isehoan'Atra ary Izy no mitoetra ao amin' ny olona izay manaiky sy mino Azy izany hoàe safidin'ny olona ny handray Azy na tsia.Atra ihany izany Io mazava ho azy satria Izy rahateo no niteny fa handeha Aho ary handefa ny FM ho anreo.(Androtsika izany)
Raha fintinina dia tsotra kely ary raisiko ilay fanazavan'ny Pasteur Rabemanahaka mopmba ny trinitarisme hoe :
toy ny renirano no fanazavany azy izay misampantsampana ka manome any amparany ruisseau, riviere , mer etc fa izy dia rano ihany fany endrika isehoany dia samy hafa fotsiny

Dia izay fa mahereza daholo eh
11. niryna ( 28/02/2007 07:24)
[quote=eritra]
Sarotra amin'ny olona tsy mino tokoa ny hanaiky izany telo nefa iray zany kanefa dia izay no atao hoe finoana.

ie :o
Ny fahazoako azy indray dia toa izao , tsy hoe diso ilay voalaza etsy ambony fa fanampiny ihany:
Atra Ray no endrika hita ( reel) tamin'ny voalohany na dia hoe ireo mpaminany ihany aza no afaka nahita maso Azy satria noho ny fahamasinany dia tsy misy afaka mahitaazy raha tsy izany dia maty ( Testamenta taloha izany)

Nony tonga Kristy dia Izy no endrika nisehoan'Atra mba hihaonany amin'ny olombelona saingy marihina fa nany fihaviany aza dia efa voasoratra mialoha tao amin'ny Testamenta taloha izanyhoe tsy zavatra noforonina Izy akory ( Testamenta vaovao izany)

Amin'ny androntsika ankehitriny kosa dia Ny Fanahy Masina no endrika isehoan'Atra ary Izy no mitoetra ao amin' ny olona izay manaiky sy mino Azy izany hoàe safidin'ny olona ny handray Azy na tsia.Atra ihany izany Io mazava ho azy satria Izy rahateo no niteny fa handeha Aho ary handefa ny FM ho anreo.(Androtsika izany)
Raha fintinina dia tsotra kely ary raisiko ilay fanazavan'ny Pasteur Rabemanahaka mopmba ny trinitarisme hoe :
toy ny renirano no fanazavany azy izay misampantsampana ka manome any amparany ruisseau, riviere , mer etc fa izy dia rano ihany fany endrika isehoany dia samy hafa fotsiny

Dia izay fa mahereza daholo eh

Bravo fa tena voazavanao tsara mihitsy.

12. niryna ( 28/02/2007 08:22)
Raha ny fahazoako azy dia toy izao

NY RAY: dia A/tra izay rain'i Jesosy kristy.[/u]
Efesiana 1:3 Isaorana anie Atra izay Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika.Izay nitahy antsika tao amin'i Kristy amin'ny fitahiam-panahy rehetra any an-danitra,araka ny fifidianany antsika tao aminy. Izy no nanome fahefana feno ny zanany hanantonantsika Azy.Araka ny teniny kristy fa tsy misy afaka mankany amin'ny rainy raha tsy amin
ny anarany.
Izy no nanome ny zanany hanavotra antsika ho afaka amin'ny ota.
Fa toy izao no nitiavan'Atra izao tontolo izao,nomeny ny Zanani-lahy Tokana,mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana fiainana mandrakizay.Jaona 3:16.
Izy ihany koa no nifidy antsika ho ao aminy.
Ary dia fitiavana lehibe no nomeny antsika.
Isika kosa dia zanany.2Kor 6:18ary ho Rainareo aho ary ianareo dia ho zanako-lahy sy ho zanako-vavy hoy Jehovah Tsitoha

NY ZANAKA: Izy no nanolotra ny tenany hamonjena antsika.Izy dia fitiavana,Mpanavotra(Sal 38:22),Efesiana 5:2ary mandehana amin'ny fitiavana toy ny nitiavan'i Kristy anareo,dia ny nanolorany ny tenany ho fanatitra sy ho fanavotana amin'Atra ,ho hanitra ankasitrahana ,hamonjy antsika

NY FANAHY MASINA:Io no mitari-dalana amintsika isan'andro,manaraka antsika ary ato anantintsika.Io no manome hery antsika ahalala ny zava-miafina rehetra.
Lioka 11:...ny Ray avy any an-danitra no hanome anareo ny Fanahy Masina ho an'izay mangataka aminy.

RAY=ZANAKA=FANAHY MASINA
Deot 10:19 Fa Jehovah Andriamanitra no Andriamanitra avo indrindra.
Jaona 1:4 Tamin'ny voalohany ny Teny,ary ny Teny tao amin'Atra,ary ny Teny dia Atra.Izy dia tao amin'Atra tamin'ny voalohany.Izy no nahariana ny zavatra rehetra ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao.
13. ikaretsaka ( 05/03/2007 14:37)
ny an'ny trinitarisme moa dia tahaka izao ny nanazavany an'io
..mahasolo teny arivo hono ny sary

izao no symbole an'ilay 3 nefa 1

dia nalain'ny katolika tany aloha tany ny nataony marika nifankafantarana ilay ampahany anakiray @ izy 3 ireo (jesoa kristy) dia nanome ohatran'ny sarina trondro

moa sady voaporofo bedebe tao anaty baiboly rahateo ny resaka tsonjo de lasa nataony an'ity ilay izy mba hifankafantarana fony ry zareo mbola nenjehina tao anatin'ny fanjakana Romanina... mbola betsaka no mampiasa an'io tsonjo io mandrak'ankehitriny!

14. xxx ( 05/03/2007 19:20)
niryna:

Mba afaka hanazavana ny namana eto ve isika ny hoe Ray sy Zanaka ary Fanahy masina dia telo izay iray?
Misaotra mialoha
niryna :D

aza be fanontaniana fa efa nilaza ho mpiandry e! ity angaha adala!
15. Rasiligaoma ( 07/03/2007 14:02)
aza ompaina kosa i niryna e:? tsy mety kosa izay
16. niryna ( 12/03/2007 03:36)
Rasiligaoma:

aza ompaina kosa i niryna e:? tsy mety kosa izay

:lol::lol::lol:maraka ahy foana io xxx io rasily a,tena tsy mahafoy ahy mihitsy fa mafinaritra azy ny miteniteny toa io,sao dia mba ratsiana kosa aza izy na ny vadiny:?:
17. ikaretsaka ( 12/03/2007 04:19)
niryna> mifanaraha lo ka... ka ianao kosa "mpiandry" de miandry azy koa aloha e
18. prime ( 15/03/2007 13:24)
Ikaretsaka> Ie io sary trondro io tokoa no tena sary nahafantrana ny Kristiana nanomboka hatr@ fiangonan\'ny apostoly voalohany ka hatr@ nitsanganan\'ny Eglizy Katôlika Rômana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3671