Fahatsiarovana mampivaki-fo

1. niryna ( 23/02/2007 04:43)
Asa ianareo raha mba efa nahita na nahalala ny zavatra niseho ny firenena ipetrahanay.Raha efa nahita moa dia tsy maninona ny mijery ity etraketraky ny tany ity.Raha ohatra kosa moa tsy mbola nahita dia io izy io.:cry:
Raha misy manana fanontaniana dia afaka mamaly izay kely fantako sy hitako aho satria aho nahita zavatra maro tamin'io fotoana io.
http://therev67.tripod.com/wtc/
Jereo hatramin'ny farany ary mahita sary setroka ianareo ka lasa nivadika demony ilay izy.

http://fantastic.library.cornell.edu/
klikeo tsirairay eo amin'ilay hoe fantastic in art/Angels&Demon ary midina hatrany hatrany.

Mazotoa ary.
(l) niryna
novalian'i linarako2 ny 09/03/2007 10:09
2. Fiffi ( 23/02/2007 06:56)
http://www.dinosoria.com/new_york.htm
3. tynah ( 23/02/2007 12:08)
mampalahelo ny zavatra mitranga fa amiko manokana alouh za ol tena mahatoky an'Andriamanitra ary manankina aminy mafy ny fiainako ka tsy misy hatahorako.
4. xxx ( 23/02/2007 12:28)
niryna:

Asa ianareo raha mba efa nahita na nahalala ny zavatra niseho ny firenena ipetrahanay.Raha efa nahita moa dia tsy maninona ny mijery ity etraketraky ny tany ity.Raha ohatra kosa moa tsy mbola nahita dia io izy io.:cry:
Raha misy manana fanontaniana dia afaka mamaly izay kely fantako sy hitako aho satria aho nahita zavatra maro tamin'io fotoana io.
http://therev67.tripod.com/wtc/
Jereo hatramin'ny farany ary mahita sary setroka ianareo ka lasa nivadika demony ilay izy.

http://fantastic.library.cornell.edu/
klikeo tsirairay eo amin'ilay hoe fantastic in art/Angels&Demon ary midina hatrany hatrany.

Mazotoa ary.
(l) niryna

sao vaky @ tsy antony eo ity oll!
5. xxx ( 23/02/2007 12:29)
:?::?:

devoly!
6. tywa68 ( 23/02/2007 12:49)
niryna : mampalahelo fa nisy antony dhl ireny, fa ny civiles miaina @ guerre tsy misy farany sy ny bomba isankarazany, ary isan'andro no mampalahelo lavitra ahy ! sy ny any afrika maty mosary !
7. Rafotsy ( 23/02/2007 15:02)
Fa maninona aloha ianao no mampatsiaro anay an'io kanefa volana Septembre no anniversaire ny ?
miombokevitra @ tywa68 aho , ary mihevitra aho fa atoato angamba tsy hisy irakiana intsony ao @ taniny ao ! Ny kere any amintsika koa anie misy , tsy hitanareo angaha izy ireo mihinana ravi-draketa ?
8. fijo ( 23/02/2007 22:40)
mampalahelo ,fa fombanjavatra io e.
9. niryna ( 24/02/2007 01:06)
tynah:

mampalahelo ny zavatra mitranga fa amiko manokana alouh za ol tena mahatoky an'Andriamanitra ary manankina aminy mafy ny fiainako ka tsy misy hatahorako.

Izay indrindra,mila manankina azy tanteraka isika ary ny fananana azy no hananan-tsika fanantenana feno
10. niryna ( 24/02/2007 01:08)
xxx:

sao vaky @ tsy antony eo ity oll!

[/quote]
Mety tsy nahita ny hetraketraky ny Satana ianao ka tsy manana fo marary.

11. niryna ( 24/02/2007 01:09)
xxx:

devoly!

[/quote]

Marina tanteraka izany,asan'ny devoly mihitsy io:twisted:
12. niryna ( 24/02/2007 01:11)
tywa68:

niryna : mampalahelo fa nisy antony dhl ireny, fa ny civiles miaina @ guerre tsy misy farany sy ny bomba isankarazany, ary isan'andro no mampalahelo lavitra ahy ! sy ny any afrika maty mosary !

Ny antony aloha dia tsy fantako fa na izany aza herin'ny satana daholo ireny.Na ny ady amin'izao aza anie dia efa voasoratra ao anaty baiboly daholo e

13. niryna ( 24/02/2007 02:54)
Mola misy sary maro ireto ka jereo ery amin'ny farany ambany fa misy sainan'ny frantsay raha tsy te-hijery amin'ny anglisy.klikeo in-droa eo amin'ny sary dia mivoaka ngeza.

Jereo eto

Jereo eto
eo amin'ny farany ambany misy saina frantsay dia klikeo,misy video dia azo jerena ihany koa ireo

Jereo eto
klikeo eo amin'ny911 Review.com..Klikeo attack ary azo ovaina frantsay ihany koa eo ambany misy ilay hoe babel fish.
14. tywa68 ( 24/02/2007 09:18)
niryna : ny fiantsiana ady eran'izao tontolo zao ataon'ny amerikana no anisan'ny antony mampisy an'ireny. Dia ho diso ve ny fijeriko raha ny akaiky ahy kokoa (afrika) no mampalahelo ahy satria tia tena ny firenena manana ? (miady any an-tanin'olona, mamono sns...nefa miteny hoe mino an'Atra !!)
15. cutie ( 24/02/2007 21:23)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 24-02-2007 10:18:58
Lohateny : Re : Fahatsiarovana mampivaki-fo
niryna : ny fiantsiana ady eran'izao tontolo zao ataon'ny amerikana no anisan'ny antony mampisy an'ireny. Dia ho diso ve ny fijeriko raha ny akaiky ahy kokoa (afrika) no mampalahelo ahy satria tia tena ny firenena manana ? (miady any an-tanin'olona, mamono sns...nefa miteny hoe mino an'Atra !!)

miombon-kevitra:lol:
16. ikaretsaka ( 25/02/2007 17:14)
zay eo ihany fa na iza ianao na iza, na firenena aiza na aiza ... dia miaro ny tombotsohanao foana ianao!
miaro ny azy koa ny amerikanina, sy ny firenena arabo!
17. niryna ( 27/02/2007 06:04)
ikaretsaka:

zay eo ihany fa na iza ianao na iza, na firenena aiza na aiza ... dia miaro ny tombotsohanao foana ianao!
miaro ny azy koa ny amerikanina, sy ny firenena arabo!

Marina ny teninao

18. niryna ( 27/02/2007 06:07)
Na aiza na aiza no misy antsika ka nahita mampalahelo isika dia tsy maitsy vaky ny fo,mampalahelo anie izany mijery olona eny ambaravarankely avo dia avo mitsingidina eny amin'ny tany e ,ny karandohany mipatritra feno menaka,maty surplace.Na ny firenen-tsika koa aza feno mahantra ary tena mampalahelo ihany koa ny mijery azy ireo mitsimpona fako hohanina e.
19. linarako2 ( 09/03/2007 10:09)
tywa68:

niryna : mampalahelo fa nisy antony dhl ireny, fa ny civiles miaina @ guerre tsy misy farany sy ny bomba isankarazany, ary isan'andro no mampalahelo lavitra ahy ! sy ny any afrika maty mosary !

Ny mpietraketraka misy foana,fa samy ran'olombelona daholo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5397