Na samy eo ihany aza dia fantatra ny toerana misy azy.

1. niryna ( 22/02/2007 06:20)
Asa ianareo raha mahatsapa ity fa na samy mipetraka toerana iray ohatra France na Amerika na Italy sns dia misy fomba ahafantaran'ny olona hoe avy atsy an'anona ity olona miresaka ity.Kanefa toerana iray ihany fa ny faritra no tsy mitovy.Alaiko ohatra hoe raha mipetraka ao New York fotsiny ny olona iray dia misy ahalalan'ny hoe avy any Bronx na Brooklyn na Queens na Manhattan.Na raha mandeha mitety faritany koa ohatra mandeha any Floride dia fantany ny fihavian'ilay olona hoe avy any Michigan izany hoe avy any Floride ireto olona ireto.
Mitombona ve io any amin'ny toerana izay misy anareo?
novalian'i dadie ny 27/03/2007 16:05
2. Fiffi ( 22/02/2007 07:11)
andraso hoe vinavinaiko hoe avy aiza daholo ireo namana rehetra eto frantsa ?
3. booboo ( 22/02/2007 08:48)
ny accent sy ny fomba fiteny ny ahy no mety ahafantarako hoe avy aiza fihavian'ilay oul...

Aty Bourgogne tsy dia misy loatra fa any la Lorraine iny ohatra tsy tononina @ anarany ilay olona fa antsoina @ anaran'ny lalana na région misy ny tranony (ohatra : les marseillais, les bretons sns), dia manisy article alohan'ny anarana (ohatra : la Fiffi, la Niryna, le serasera sns)...
4. chakkakkely ( 22/02/2007 14:05)
ka io ve tsy mitovy otran ny any dago iany hoe , avy any Majunga ity olona ity na avy any diego , na avy any Tamatave eh ,
nefa dia samy avy samy no samy avy ao Madagascar , tsy zany ve ?
ny fomby fiteniny zao dia samy hafa nefa samy miteny gasy , ny accent , ny fomby fitafy koa indraydray samy hafa
5. xxx ( 22/02/2007 20:19)
de aiza izany nyrina no mipetraka? raha ny fijeriko azy dia eny ambodivona. hitabe amin ny fomba firesakao eto.
6. niryna ( 22/02/2007 23:41)
booboo:

ny accent sy ny fomba fiteny ny ahy no mety ahafantarako hoe avy aiza fihavian'ilay oul...

Aty Bourgogne tsy dia misy loatra fa any la Lorraine iny ohatra tsy tononina @ anarany ilay olona fa antsoina @ anaran'ny lalana na région misy ny tranony (ohatra : les marseillais, les bretons sns), dia manisy article alohan'ny anarana (ohatra : la Fiffi, la Niryna, le serasera sns)...


mampihomeh aky izany booboo.misy miteny toa io koa anie any amintsika e ikaly niryna,le manga8)
7. niryna ( 23/02/2007 00:58)
Fiffi:

andraso hoe vinavinaiko hoe avy aiza daholo ireo namana rehetra eto frantsa ?

Fiffi a ilay accent io teneniko io,na samy eo dago na antana ihany aza no atao fanoharana akaiky dia misy fitenin'ny olona avy any Ambatolampy, avy any Antsirabe, avy eo am-povoan-tany.

8. niryna ( 23/02/2007 00:59)
chakkakkely:

ka io ve tsy mitovy otran ny any dago iany hoe , avy any Majunga ity olona ity na avy any diego , na avy any Tamatave eh ,
nefa dia samy avy samy no samy avy ao Madagascar , tsy zany ve ?
ny fomby fiteniny zao dia samy hafa nefa samy miteny gasy , ny accent , ny fomby fitafy koa indraydray samy hafa

Izany mihitsy ry chak.

9. niryna ( 23/02/2007 01:01)
xxx:

de aiza izany nyrina no mipetraka? raha ny fijeriko azy dia eny ambodivona. hitabe amin ny fomba firesakao eto.

Tena hitan'i xxx mihitsy ny misy ahy,hitako ianao nanary rano teo andavarangana niantsoantso hoe rano e rano e ,saiko voatondrak'ilay rano maloto aho raha tsy nahay niala-pa:lol::lol:

10. xxx ( 23/02/2007 12:16)
io tonga d hita eh! ohatra hoe avy any andranomanalina d : otsan'ny masosotsa be lé vandro ambatolanpy sy antsirabe: tsary mety io!!! ny fomba fiharabana no tena hahalalana hoe avy aiza io olona io raha ny any gasikara no lazaina.
11. tslem ( 23/02/2007 12:41)
xxx:

de aiza izany nyrina no mipetraka? raha ny fijeriko azy dia eny ambodivona. hitabe amin ny fomba firesakao eto.

:-D:-D:-D:-D nénah ndray g avy any dago d fantatro

12. niryna ( 24/02/2007 01:34)
xxx:

io tonga d hita eh! ohatra hoe avy any andranomanalina d : otsan'ny masosotsa be lé vandro ambatolanpy sy antsirabe: tsary mety io!!! ny fomba fiharabana no tena hahalalana hoe avy aiza io olona io raha ny any gasikara no lazaina.


ie
13. bazylou ( 25/02/2007 13:06)
ka inona ny olana eeeee:lol::lol::lol:
14. ikaretsaka ( 25/02/2007 17:10)
niryna:

Asa ianareo raha mahatsapa ity fa na samy mipetraka toerana iray ohatra France na Amerika na Italy sns dia misy fomba ahafantaran'ny olona hoe avy atsy an'anona ity olona miresaka ity.Kanefa toerana iray ihany fa ny faritra no tsy mitovy.Alaiko ohatra hoe raha mipetraka ao New York fotsiny ny olona iray dia misy ahalalan'ny hoe avy any Bronx na Brooklyn na Queens na Manhattan.Na raha mandeha mitety faritany koa ohatra mandeha any Floride dia fantany ny fihavian'ilay olona hoe avy any Michigan izany hoe avy any Floride ireto olona ireto.
Mitombona ve io any amin'ny toerana izay misy anareo?


za aloha tratra foana hoe New York na mibalady erak'izao tontolo izao aza e..
fa mba nanamboatra ny fiteniko ho singaporeen (singlish) hoa za indray andro fa mbola tratra ihany..
fa raha amboarina ho texan de tsy dia tratra raha New Yorkais ireo toa mifanakaiky @ le samy manatelina sy intonation mitovy.

na any Dago aza anay de tratra foana hoe avy any Bira ko! raha mivoaka lavidavitra indray dia tratra hoe Taninarivo !
15. Solitikabe ( 26/02/2007 06:18)
Izany nge mitovy amin'ny eto amin'ny tanana ihany hoe vao miresaka dia hitako hoe vak'na, tavaratra, ambaniandrefana, vak'niadiana, sy ny sisa.
Tsy dia hitako hoe inona no olana raha tsy mahay izany ianao, na tsia.
Ny zavatra lehibe dia ainao izay lazainy dia ampy. Tsy mila fantarina ny fiaviany.
16. kally ( 26/02/2007 17:38)
Aaako rankizy tsa mety tratra mahitsy fa fantatra fotsiny hoe vahiny fa tsa fantatra hoe avy aia na avy aia! raha tsy hoe eto @ forum angaha!!:roll:
17. niryna ( 27/02/2007 06:02)
[quote=ikaretsaka]


za aloha tratra foana hoe New York na mibalady erak'izao tontolo izao aza e..
fa mba nanamboatra ny fiteniko ho singaporeen (singlish) hoa za indray andro fa mbola tratra ihany..

Ikaretsaka na ny olana avy any bronx aza dia fatatra hoe avy any na ry zareo east brooklyn koa.Na ny amerikana maity sy fotsy koa aza dia samy hafa ny fomba fiteniny,sa ahoana?


na any Dago aza anay de tratra foana hoe avy any Bira ko! raha mivoaka lavidavitra indray dia tratra hoe Taninarivo !
:P
Aiza ity Bira ?




18. ikaretsaka ( 27/02/2007 17:37)
antsirabe ny bira ry niryna an... vakinangalatra mpitsoka ovy!
hometown nay e
19. cutie ( 27/02/2007 18:11)
Na ny amerikana maity sy fotsy koa aza dia samy hafa ny fomba fiteniny,sa ahoana?

aza adino koa ny red neck sy ny hillbellies :-D:-D:-D
orera be
20. ikaretsaka ( 28/02/2007 15:37)
ny hillbillies aloha tena aok'etsy fa fiteny any zanyyyy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2843