Romantique

1. Miarantsoa ( 21/02/2007 16:50)
Maniry hifandray amina zazavavy mpanoratra sy mankafy soratra mipetraka eto Tana ; hifanerasera sy hizara kalokalo na mihoatra.(hitanao ato amin'ny takelaka ny momba ahy ).e-mail:junfanjeet@yahoo.fr
novalian'i sitlo ny 27/02/2007 22:34
2. Fiffi ( 21/02/2007 16:55)
zah zany aloha de tsy ao anatiny.....
3. pissoa ( 21/02/2007 16:56)
:-D
4. Fiffi ( 21/02/2007 16:56)
:-D
5. fasaly ( 21/02/2007 16:59)
:-D:-Dsam tsy aho tsika zao
6. kelly13 ( 21/02/2007 17:02)
za kou tsy romantik
7. Samoana ( 21/02/2007 17:07)
za voa double ôtrin'ny akoho fa sady tsy zaza no tsy vavy:-D
8. fasaly ( 21/02/2007 17:18)
voa triple enao ry samoana fa sady tsy any tanà:-P:-D
9. Samoana ( 21/02/2007 17:45)
voa triple ôtrin'ny ganagana indray izany e !hihihi
10. Fiffi ( 21/02/2007 17:54)
Samoana: samyvoa mafy daholo isika nefa ndry aloha no tena voa mafy beeeeee an ! aiza ve de lasa ganagana ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. fasaly ( 21/02/2007 18:04)
:-D:-D:-D:-D vôdaka avy ato aoriana amzany enao ry ganagana :-D
12. Samoana ( 21/02/2007 18:07)
le kopak'helatra no tena mamay^:^
13. xxx ( 21/02/2007 21:42)
antsoy aho raha ...... 0331281237 na 340117038
Fa hoatry ny mi-interessé ahy izany e
14. Fiffi ( 22/02/2007 08:58)
Miarantsoa: io fa misy kosa an ! :)
15. xxx ( 22/02/2007 09:15)
ohatrany fantatro ireo num ireo
16. Fiffi ( 22/02/2007 09:31)
17. Stretch ( 22/02/2007 12:35)
num tsy matotra ndray reo zao . .8O

zay zany ra tsy any tana de dehor ry Mi. .
sady tsy romantika fa gijagija de aôna ? ? ?
18. sitlo ( 22/02/2007 21:27)
gijagija an, mihakobo ihany
19. Fiffi ( 22/02/2007 21:56)
Stretch: ka efa nolazainy tsara hoe tana akia le izy koh ! fa tsy dago....
20. Stretch ( 23/02/2007 14:57)
Eny aky ko
zanak'atannrivoooo iaraha mahlala . . .:-D:-D:-D

tsy mi 1sista tsony zany e!
sitlo v tsy mahay afa tsy ny mijokotsorika ao arinako ao e!
ko maninnn ra gijagija:?:
aleo ngé tonde gija to zay le mody lango malefaka manafina an le tsy lazaiko reny e!:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5222