hitanareo ve ity!!
3. lapino
(
21/02/2007 12:12)
Mahafinaritra foana rehefa misy mahatsangana zavatra ohatra an'izao, na dia tsotsotra kely aza amin'ny voalohany. :wink:
4. simplex
(
21/02/2007 12:45)
Ekena :D
Mihatsara miandalana eny ihany.
Tsara kokoa izao ohatra ra toa ka ovaina ilay hoe , tsy misy espasy :)
Mihatsara miandalana eny ihany.
Tsara kokoa izao ohatra ra toa ka ovaina ilay hoe , tsy misy espasy :)