Izay maharitra vadin'Andriana e!

1. xl ( 20/02/2007 14:22)
izay maika vadin'i vondea
novalian'i pimaso ny 26/02/2007 08:03
2. Fiffi ( 20/02/2007 18:38)
3. pimaso ( 21/02/2007 11:17)
avelao ho avy izay ho avy e!
avela hotonga ny MAP!
e! e! e!
fifffiiiiiiiiiiiiiii!!!!!!!!!!!!!!!
4. rabaradaka ( 22/02/2007 06:21)
F a iza ity xl ity e ?
5. xl ( 22/02/2007 08:39)
Za no Za fa aza mibaradaka sahady ry zandry kely a!
6. xxx ( 23/02/2007 23:24)
:-D
7. jefra ( 23/02/2007 23:46)
Aza miaritra trefla na izany aza, ary tandremo ihany fa misy andrian-dreraka.

Sambatra izay noana, sambatra izay mijaly, sambatra izay mifafa ny kihony, fa izy ireo no hahita ny fanjakan'Andriamanitra. Ny vadin'ikotobe toa tsy ao anaty lisitra.:-P
8. xl ( 26/02/2007 07:35)
Excellent :
Jereo ny sujet fitiavana : fo tia roa
Iza no be mpamaly indrindra ao
Dia ho voavaly ny fanontanianareo
Iza aho?
Namana
9. booboo ( 26/02/2007 07:55)
=))=))...:^):^):^):^)
10. pimaso ( 26/02/2007 08:03)
Ekena e!
manana hevitra nareo e!
vao nijery le tao @ fitiavana zay dia manaiky e!
mazotoa e!
ho ela velona e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0453