biz'oroka

1. nathie86 ( 16/02/2007 14:02)
:D miarahaba antsika reetra ndray e.
hona oa ry reto inona no tena dikan'ity biz'oroka ity e de refa maninona de maazo biz'oroka????
misaotra mialoha e, manana namana tokoa manana anareo. Maztoa eto @ serasera
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 06:43
2. hery ( 16/02/2007 15:17)
Manahoana nathie86

Tsindrio eto dia ho hitanao daholo ny fanazavana momba ny biz'oroka
3. wooda ( 17/02/2007 00:29)
M'saotra hery fa izao vao tena mazava ilay biz'oroka.
:D
4. Fiffi ( 17/02/2007 09:11)
tongasoa wooda :) de mazotoa mi-forum :) de misaotrat@ le..:-$ :-D:-D:-D
5. nathie86 ( 19/02/2007 14:04)
D aôna ndray zany ra ohatra ka hoe te hanomeha biz ho an'ny namana e?
6. Fiffi ( 19/02/2007 15:27)
de jereo etsy ambany à ta gauche eo @ fanoroam-pezy an ! misy hoe "hitady namana" aloha ...Avy eo sorato eo @ case ny ps-n'le namandry de rehefa misokatra io .....de ery ambony à ta droite indray misy soratra hoe "hanomé biz'oroka" de klikéna io de misy case kely indray de soranata ao le ps-n'le namandry de "omeo" de "alefa" hihihihi asa akia raha mba mazava zany fanazavako zany an ! raha tsy mazava de hitadiavako fanazava hafa ! :)
7. Galaosy ( 21/02/2007 05:50)
,za zany de namana tena vaovao tena mbola mfouno sase de faly mano ahoana @ nareo namana retrareta mbola tsy maharaka ninoninona mintsy aho fa mila fanampiana @nareo @ zavtra tokny ataoko sy ny tstokny atao de zay fa msaotra betsakaeeee
8. nathie86 ( 21/02/2007 07:31)
fiffi merci @ le:idea: la tena mahomby e:*
9. Fiffi ( 21/02/2007 12:18)
Galaosy:
mbola tsy maharaka ninoninona mintsy aho fa mila fanampiana @nareo @ zavtra tokny ataoko sy ny tstokny atao de zay fa msaotra betsakaeeee
heu.....tongasoa aloha Galaosy...de inona no hanampiana anao ? heu...de aza hadino aloha ny mameno le mombamomba anao ...de mazotoa mi-forum !:)

nathie86: tsy misy fisaorana akia an ! zany no maha-mpinamana n'est-ce pas ? :) :-*:-*:-*


10. wooda ( 22/02/2007 22:09)
dedicace pour Fiffy: :-*:-*:-*

Mbola tsaroako foana le valin-teny nataoko t@nao voalohany iny! (am'le :* ka!:-D:-D:-D)

nathie86>fihentsem-ponao ahoana?
za sady :oops: no 8O no mbola =)) foana @ty namana.serasera ity!

Amitié:wink:
11. Fiffi ( 22/02/2007 22:22)
dedicace pour wooda: :-*:-*:*:*:*
hay mbola tadidinao iny ? :-D:-D:-D ka naninona moa eh ? hihihihhi :*
12. Fiffi ( 22/02/2007 22:23)
wooda: fa efa novaliako atsy ambadika atsy hoe: na lahy na vavy de ataoko "akia sy ndry" daholo fa mahafinaritra ahy ny manao an'io :)
13. wooda ( 23/02/2007 02:20)
Fiffy> mivazivazy fotsiny aho eh! ato @ serasera ihany aho izaho no tena milamina ny lohako, fa tena henjana be ny an-davan'andro @ sorisory sy asa saina!

Hafa ihany ny gasy!:wink:
14. nathie86 ( 23/02/2007 14:09)
wooda:) ça va b ty namana serasera ty ka. Manala sorisory mba niditra tao@ hatsikana sy ohabolana moa tsy tadidiko fa tena nihomehy fôna za .
15. Fiffi ( 26/02/2007 15:39)
16. wooda ( 26/02/2007 22:47)
eny ary nathie86, ho hifanena ato ihany zany isika raha izany.
Tena tsy nampoiziko ho hamaly forum be de be mihintsiny izaho io! mahaliana sy mahavariana rehefa mahay miara-dia ny gasy tsy ankanavaka (tokony mba ohatran'izao foana ny an-davan'andro, fa indrisy, fitadiavana, quand tu nous tiens...) :wink:
17. Fiffi ( 01/03/2007 07:29)
wooda: sarotra ve akia le mitady ?
18. wooda ( 04/03/2007 01:03)
oh oh le mitady inona ohatra raha hainao?:lol:

tena izy de ilay minono fotsiny ihany
19. Fiffi ( 04/03/2007 06:43)
de tsy aiko akia an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5593