Ski.

1. Stretch ( 13/02/2007 19:39)
Ghana sy Senegal any am championnat du monde, eliminé fa petite nation.
Ny tena nampanotany tena ahy hoe fa anga any amreo firenena ireo misy station na ski ? ?
novalian'i onjah ny 17/02/2007 17:39
2. fasaly ( 13/02/2007 19:41)
:-Dfangah kosa tsy mba hafaka hanao ski any am toerana fanaovana izany izy ireo na afrikan aza ry strech:?:
3. Fiffi ( 13/02/2007 19:53)
hasiana la neige artificiel angamba :roll:
4. booboo ( 13/02/2007 19:54)
Mety mipetraka any @ firenena hafa zareo, any no mikotrana ...tahaka an'izy mirahalahy kanadiana nisolo tena ny malagasy t@ io raharaha manga io t@ tsy tadidiko....
5. Stretch ( 13/02/2007 19:57)
:?: Fiffi kou tsy mitsonika eo no eo iany v
6. xxx ( 13/02/2007 21:11)
Ié possible zany ry booboo an, le canadiana roalahy d'origine Malgache " Mathieu sy Philippe Razanakolona" zao mikontrana eto Canada, ary teraka teto reo,fa refa nilalao ski zareo t@ jeux olympique d'hiver 2006 de nisolotena an'i Mcar zareo, nitondra drapeaun'ny Mcar zareo, fa tsy nisolotena an'i canadiana mitsy na dia canadiana aza zareo. De mety ho tahaka izany koa ny hafa, ny firenena hafa.

Mahafinaritra ahy indrindra manokana kaloha izy roalahy ireo fa tsy vitan'izany ihany fa mbola manao asa mihintsy zareo, ary mihetsika be mihintsy zareo reo eto canada, hoentina hanampiana sy hampandrosoana ny Macar.Ary ambonin'izany moa de tena fier d'être malagasy ry zareo na de teraka teto canada ary. Hadinoko moa ny site-ny fa mbola hapetako eto @ manaraka le izy. ok!!!!
7. xxx ( 13/02/2007 22:40)
zany ve tsy mampiesona?
8. booboo ( 14/02/2007 12:36)
efa hoe tsy voatery any @ ireo firenena ireo lé oul no hikotrana et tout et tout. refa hanao compét. @ zay dia ny anaran'ilay firenena nihaviany no entiny.
9. Stretch ( 14/02/2007 12:59)
Eny oa misaotra am info,
misy ra marina la tera ,
otrany itako oe misy la neige ery anosipatrana , de afaka higorisana ny fidinana eo faravohitra , fa fety be zany an!
vazivazy ray andalana , azafady :-D
10. onjah ( 17/02/2007 17:39)
Ny la neige aza efa tsy hisy intsony atsy ho atsy koa.

:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2345