Mitarazoka ny raharaha

1. rabaradaka ( 13/02/2007 06:50)
Toa mitarazoka ny raharaham-panjakana. Ity ilay nolazaiko hoe toa miandry an-dRavalo daholo ny zavatra atao rehetra, na ny fanendrena haut fonctionnaire aza. Dia teho prezidan'ny fokotany, tehoPraiministra, teho Prezida be ity ravalo ity.
novalian'i fijo ny 14/02/2007 23:14
2. pimaso ( 13/02/2007 14:17)
Ary aza mora Mibaradaka fa mbola aiza ty izy!
Kanosa!
3. bazylou ( 13/02/2007 18:34)
izay no atao hoa tikoland ry akamae!! efa ela io no hita sy takatray fa tsy takatry ny pokona!!
4. rabaradaka ( 14/02/2007 05:51)
Ekena hoe tikoland fa tsy ny rehetra ry dadatoa no tiko boy's a ! Sa tiko boy's koa ve ny PM sy ry zareo AREMA fahiny toa an-dry MEPDSP. Fa ny constitution tsy an'ny Tiko
5. akama2006 ( 14/02/2007 11:13)
ka efa ela io lalao io no mazava be fa ny olona no tia manantena tsy misy koa.ry lahiniriko sy ny namany aza nampiesoniny aminy valiny fifidianana tsy mazava ,tsy mba mireclame fa miharitra sy mangina koa.avelao hibaby ny vokany ao fa rehefa ny 80% ve no 4mi tsy mba ho taitra ihany ny farany.
6. fijo ( 14/02/2007 23:14)
mahandrasa kely fa tsy mora ny manangana ny nosimban'ny sasany hatrizay e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1442