Mila antsika rar ny ankizy!

1. niryna ( 12/02/2007 19:08)
Mireraka fiantraikany eo amin'ny ankizy ny tsy fahampian'ny fitiava eo amin'ny fahazazany.Mila miaraka aminy isika rar amin'izay fotoana kely tokony hanantsika.Ny mety ho vokany,misy ny tsy ampy fitiavana ka sady vady no reny ilay ramatoa, eo koa no misy ireny zaza manambady antitra mitovy an-drainy ireny,mitady fitiavan-dray ihany koa izy.Mino ny fiarahana amin'ny zanaka ve isika mba tsy ho tara loatra any aoriana any?
Omeo hevitra izay mahalala ary nandaitra taminareo.
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 23:09
2. xxx ( 12/02/2007 19:25)
Ny olona rehetra mahalala an'io daholo e! Tsy mila fanontaniana toa io!:-@:-@:-@
3. xxx ( 12/02/2007 19:50)
hoy i niryna hoe
.......eo koa no misy ireny zaza manambady antitra mitovy an-drainy ireny,mitady fitiavan-dray ihany koa izy....


tsy haiko indray hoe misy taona ny fitiavana annnn, mahavariana :-@:@
4. simplex ( 12/02/2007 19:57)
xxx,
efa fantatry ny ol kou io nosoratan'i xxx io :-@:-@:-@:b:b

nirina,
tsy mino aho hoe tsy ampy fitiavan-dRAD fony kely no antony hanambadian'zatovo 1 olona efa mitovy taona @ dadany/neniny :-w
na fitiavana (olon-droa), na interet na izy roa ndray miaraka ;-)
5. xxx ( 12/02/2007 20:16)
:b:b:b
6. xxx ( 12/02/2007 22:07)
misy mitombina ka za manao izany nareo
7. niryna ( 13/02/2007 06:36)
xxx:

Ny olona rehetra mahalala an'io daholo e! Tsy mila fanontaniana toa io!:-@:-@:-@

Andao indray mba anjaran'i xx no mitady size:P:P.

8. niryna ( 13/02/2007 06:38)
simplex:

xxx,
efa fantatry ny ol kou io nosoratan'i xxx io :-@:-@:-@:b:b

nirina,
tsy mino aho hoe tsy ampy fitiavan-dRAD fony kely no antony hanambadian'zatovo 1 olona efa mitovy taona @ dadany/neniny :-w
na fitiavana (olon-droa), na interet na izy roa ndray miaraka ;-)

Hay efa kobon'i simplex koa ny an'i xx io :roll:

9. niryna ( 13/02/2007 06:41)
niryna:

Mireraka fiantraikany eo amin'ny ankizy ny tsy fahampian'ny fitiava eo amin'ny fahazazany.Mila miaraka aminy isika rar amin'izay fotoana kely tokony hanantsika.Ny mety ho vokany,misy ny tsy ampy fitiavana ka sady vady no reny ilay ramatoa, eo koa no misy ireny zaza manambady antitra mitovy an-drainy ireny,mitady fitiavan-dray ihany koa izy.Mino ny fiarahana amin'ny zanaka ve isika mba tsy ho tara loatra any aoriana any?
Omeo hevitra izay mahalala ary nandaitra taminareo.

Azafady fa diso tsipelina
Misy fiantraikany no izy
niryna(l)

10. niryna ( 13/02/2007 06:48)
Nahita ankizy aho tsy ampy fitiavan-dray ary rehefa nifanena ity maitre-karate izy dia nifanadala azy ary dia nivady mihitsy ry zareo 20 taona no elan'enalany.Hoy ny reniny hoe tsy ampy fitiavana tamin-drainy izy ka iny no nataony ho solony ary ilay zaza mihitsy no niteny izany tamin'ny renininy.
Nisy koa olona vao nanome size mitady hevitra fa noho ny tsy fahampian'ny fitiavana teo amin'ny reniny(izy ihany) no mahatsapa dia hanambady vavy lehibe noho izy ny zanany.
Raha mandeha ny resaky ny vehivavy dia mitaraina ny sasany fa midongy toy ny zazakely ny vadiny na mbola manao toe-tsaina zaza,angamba ilay variana milalao video game? ary dia tohizany hoe mitaiza zaza roa aho.
11. germino ( 13/02/2007 08:10)
tena ilaina ny rar fa misy fotoana, ka raha manambady antitra mitovy an-drainy / na reniny ilay zaza de mety na fitiavana , na intérêt izany
12. xxx ( 13/02/2007 08:46)
niryna:
Andao indray mba anjaran'i xx no mitady size:P:P.
ny sizé ange bdb no azo hatao eh ! saingy rehefa bdb loatra no havoaka d lasa mandreraka !


13. xxx ( 13/02/2007 12:43)
lasa soulant!:x
14. andry08 ( 13/02/2007 12:45)
Efa fantatry ny olona rehetra fa mila ny RAR ny ankizy fa tsy scoop io e!
15. niryna ( 13/02/2007 19:05)
andry08:

Efa fantatry ny olona rehetra fa mila ny RAR ny ankizy fa tsy scoop io e!

Noho ny fitadiavana dia be ny rar mirotoroto ny fiainany fa tsy dia manara-maso ny zanany

16. linjo ( 28/02/2007 06:01)
normal ve ny zanako lahy kely vao 5 ans, raha vao misakambikambina izahay mivady dia tena tora-tomany mihitsy leiry, tena amin'ny fony rehetra mihitsy???
Tsy ampy affection ve zany?
17. niryna ( 01/03/2007 11:22)
linjo:

normal ve ny zanako lahy kely vao 5 ans, raha vao misakambikambina izahay mivady dia tena tora-tomany mihitsy leiry, tena amin'ny fony rehetra mihitsy???
Tsy ampy affection ve zany?

Mety manana ny fisainany hafa izy,raha ohatra ka mifanoroka foana ianareo na mifampitantana foana kanefa tsy misy fitiavana izay tokony asehonareo azy dia miteraka fialonana izy.Toy ireny zoky manan-jandry ireny raha tsy vao ao ankibo mihitsy ilay zandriny dia efa ampifantarina azy sy resahina azy matetika dia misy marary sy tsy tia ilay zandriny mihitsy.Heveriny fa tsy ho tia azy intsony ilay reniny.Ohatra hoe tsy andriko izay ahatongavan'ny zandrinao dia miaraka milalao ianareo,embesanao izy sao misy mamono sns atao manana anjara amin'ilay vao ho avy izy,na misafo kibo fotsiny aza dia efa manomboka manana affection ilay vao ho tonga.Atao mifandanja izany ilay fitiavana.Ohatra tantananareo roa eo am-povoany koa izy indraindray,ataovy hoe na mifankatia aza ianareo dia izy no centre d'interet foana

18. linarako2 ( 02/03/2007 23:09)
linjo:

normal ve ny zanako lahy kely vao 5 ans, raha vao misakambikambina izahay mivady dia tena tora-tomany mihitsy leiry, tena amin'ny fony rehetra mihitsy???
Tsy ampy affection ve zany?

Raha variana mifampitantana ianareo fa tsy manome fitiavana azy

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1578