mirevy
1. apache
(
12/02/2007 05:38)
tamin'ny mbola mpisipa dia navelan-drafotsy nirevy ny tenanay fa izao izahay mivady fa lasa problem be rehefa mba mi
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:27
2. apache
(
12/02/2007 05:46)
(tohizako fa voatsindry tsinahy ny touche de validation teo), dia izany hoa le blem, lasa tsy mahazo mirevy intsony ny tenanay fa labiera 1 isaky ny sabotsy sisa dia samy miala. Ny tena anefa mba te hanala azy kely indraindray satria reraky ny kandra; sa ôtr'izany mihintsy ve rehefa manambady?
3. Fiffi
(
12/02/2007 06:15)
zany kosa ve ry apache de atao hoe blèm ? elle a raison ny mamanao satria tsy kilalao ny fanambadiana sy ny tokatrano......fantany tsara ny vokan'io fisotrohina io matoa izy manoro sy tsy mamela anao hisotro zany !
Aza hanenenana zany tenin'ny mamanao zany fa marina ny azy.....
Tadidio koh fa ny fitombohan'zany misotrosotro zany mety ho lasa fahazaran-dratsy ary hanimba zavatra bdb ka manana ny rariny ny mamanao......

4. fasaly
(
12/02/2007 07:04)
raha labiera iray isaky ny asabotsy kosa aloha tsy mety rha ohatra ka efa zàtra nisotro ilay olona e!
fa ianao kosa sao dia mamolava taloha dia izay no eviter-ny amzao efa manambady zao?????
ilay fahazàrana misotro mantsy rehefa mahalala onony amin'ny tokony ho sotroina tsy dia maninona fa ilay misotro tsy misy fetrany raha tsy efa ho mamo tsy mijanona iny no makriko be!....

7. Fiffi
(
12/02/2007 09:04)
xxx:zao ve mba toro-hevitra ? :roll:
rongony iray indray fohana isak'asabotsy dia tsisy fofona @ izay,
milamina rafotsy,
ok!
8. simplex
(
12/02/2007 09:44)
Fiffi,
rafotsy= vady != mama ;-)
apache,
zay le izy baina a, aza maimaika miditra @ io fanambadiana io ra mbola tsy vonona ny hanao sakrifisy :°) mais bon efa ao ka akory atao fa ankafizo tsara ny 1 tavoangy.
Tsy mety nga ra any antrano toi no mirevy? ampreveo kou izy d samy miala eeee ;-)
sinon ovay ny tavoangy refa mafy ny ady :°);-):P8)

9. Simpona
(
12/02/2007 10:02)
Fiffi, manaiky aho fa tsy kilalao ny fanambadina saingy tsy tokony ho zary teriry koa io. Tokony mba fikatsahana ny fiainana tsara kokoa ny tadiavina am fanambadiana fa tsy teritery sy fiafiana be loatra satria io vadinao io dia hiara hiaina aminao mandra-phafaty (izay klou ny tanjona ngamba na dia misy aza ny tsy tonga am'zany).
De tokony mba mifandamina de mifanazava de mifapicomprendre hatrany amboalohany e,
:wink:
Za miteny klou mbola tsy manambady an :D:D:D
De tokony mba mifandamina de mifanazava de mifapicomprendre hatrany amboalohany e,
:wink:
Za miteny klou mbola tsy manambady an :D:D:D
10. booboo
(
12/02/2007 10:26)
Apache > sao tsy tiany ianao mamo ? raha zay klou dia tena miombon-kevitra @ vadinao zà e :°)
Raha ilay mody tara indray no tsy tian'ny vadinao, dia miresaha aminy dia hazavao aminy ny antony, dia aza hadino ny miteny hoe tsy mampihena ny fitiavako anao mihitsy zany (ny vhv manko raisiny ho tsy fitiavana azy aby zao truc kely ataon'ny lhl tsy mifanentana @ eritreriny matetika).

11. xxx
(
12/02/2007 12:35)
enao kosa zany tia tena koa ! matoa ny olona miteny anao de tsy mety zay: raha za aloha ny vadinao ka hanaovanao be saina toy io de mety ho ratsy ihany ny vokany eh!
12. xxx
(
12/02/2007 12:37)
maninona no niditra raha mbola hano revy sa nanabikina zanak'olona de tsy maintsy
15. ari.malala
(
13/02/2007 06:18)
amiko ndrya nefa anotnony tsara mints zany bex 1tavoangy isak'asabotsy zany! fa in le blem an'i apache e! mety hoe misy projet tian'ny vadinao atao ao de limiter na ny fisotroana e! na koa ilay hoe mamolava talo d ezahina asorina tsikelikely enao... asa!
16. Fiffi
(
13/02/2007 16:34)
simplex:simplex: aiko akia io an ! fa ny zavatra tiako lazaina de le hoe "rongony hono fohana" de io ve de mba toro-hevitra hoy zah ?
Fiffi,
rafotsy= vady != mama ;-)
19. mercure
(
14/02/2007 16:21)
Tena tsy poince kosa lesy izany manjo ana'ialahy izany ry apache le. Ny ahy lety tsy mahasarotiny azy ilay mirevy fa ilay mody alina sy tsy nampandre azy no tsy tantiny a. Dia na aho ao an-trano no mirevy na milaza aminy raha miaraka amin'ny akama dia miantso izy rehefa tokony hody. Na mety manao degat koa angamba ianareo rehefa mamo dia iny no tiany eviter-na. Tsy haiko aloha e.
20. Fiffi
(
14/02/2007 16:27)
Simpona , simplex:
rongony iray indray fohana isak'asabotsy dia tsisy fofona @ izay,io no antony nolazaiko hoe : zao ve de mba toro-hevitra ?
milamina rafotsy