Tsy mitovy ny fisain'ny ray aman-dreny sy ny zanaka
1. josvoh
(
11/02/2007 14:12)
21 toana ilay lahimantoa,18 toana ilay fahevo ary 14 ilay faralahy!Ilay zokiny roalahy miaraka @ mpirahavavy izay zokiny 3 toana dia efa manana janaka avy izy roa!Ilay zokiny tapa-kevitra fa hanambady ary ilay faharoa dia navelany ilay simpany mitovy taona azy!Tapaka ny hevitrin'ny rain-janako fa hasoriny tsy ho zanany intsony hono izy roalahy raha mivady azy roavavy!Izao ilay zanako manjary vao maika misisika! Mba mangataka hevitra @nareo aho re!1)Efa nisaraka 11 taona izahay mivady!2)Any @rainy ny ankizy noho mipetraka!3)Izaho mitoka tena irery satria tsy dia salama firy!4)Manambady vazaha ilay rain-janako! Misaotra ho an'ireo izay mamaly ahy!
novalian'i josvoh ny 07/03/2007 15:38
2. Fiffi
(
11/02/2007 15:07)
hafahafa koh zany fisainan'ny vadinao zany an ! izy aza efa manam-bady koh ! efa nisaraka ....de ahoana ? de ho halany tsy ho zanany intsony ireo zanakao raha hanambady ireo olon-tiany ? mba tia tena diso tafahoatra koh zany vadinao zany an ! ary raha ohatra ka ireo zanakao no hilaza hoe "tsy ho raisinay ho rainay intsony enao raha manambady an'io vadiny io de ahoana ?
Soahiany fa efa lehibe mahavita tena ireo zanakao....de aleo ry zareo hanambady zay tiany hihainany mandrakizay.....
Soahiany fa efa lehibe mahavita tena ireo zanakao....de aleo ry zareo hanambady zay tiany hihainany mandrakizay.....
3. mandy
(
11/02/2007 18:13)
Arakaraka ny handraràna ny ankizy no vao maika mampisisika azy hanao zavatra iray. Aleo izy handeha @ eritreriny sady azo atao hoe tsy zaza intsony anie ireto izy e! fantany tsara ny lanjan'izany hoe arian'ny rainy tsy ho zanany izany intsony ka raha mikiry izy d zakany izany ary tiany lé olona.
Tia tena koa aloha ilay dadan'ny zanakao satria angaha moa voatery ho sitrak'ireo ankizy ireo koa ny fisarahanareo na ny nanamabadiany vazaha.
Tia tena koa aloha ilay dadan'ny zanakao satria angaha moa voatery ho sitrak'ireo ankizy ireo koa ny fisarahanareo na ny nanamabadiany vazaha.
4. Fiffi
(
11/02/2007 18:17)
f'ita hoa eh ! sady tsy izy koh ange no hihaina miaraka @ ireo zanany eh ! aleo ry zareo hihaina ny fiainany @ zay !
5. josvoh
(
11/02/2007 19:44)
Tsy nanana fitiavana taty @reniny ilay ankizy ka any ka vao niaraka t@ vehivavy dia tonga dia vady nefa mbola vao 3volana ange ry zareo noho fakahalala satria niditra chorale izy roalahy!Tena tsy miditra ao @sainy intsony ilay fianarana nefa hanala BTS! Moa ilay zandriny BAC!Tsy mifanaraka mihintsy ilay rainy!Manontany an'ialy zanako aho hoe hafaka mipetraka aty amiko ry zareo!Dia novaliany aho hoe:Ianao aza mbola tena sahirana! Ahoana noho hamelomanao anay!Ny fahasalamanao aloha!Sarotra amiko ny mananatra ny zanako izaho aza mbola tsy tafavoaka!Tsy mora amiko!Mbola tsy manana experience fiainana ilay zanako!Mbola zazabe daholo!
6. niryna
(
12/02/2007 03:05)
Izany olona hanambady izany aloha dia efa vonona ny hitokantrano koa ahoana no antony handraisanao azy ireo indray?Ianao koa izany milaza tsy salama?Toa tsy misy fitiavan-dray izany hoe esoriko tsy ho zanako.Raha tena ray manam-pitiavana izy tsy hanary ny zanany fa hanoro izay fantany fa mety.Jereo koa ireto ankizy vao telo volana nifankalalana dia hanambady,miasa,afaka hamelona ireto olona?Mety ireo no olana eo amin'ny rain'ny ankizy.Raha izaho aloha dia tsy andray olona efatra izany aho indrindra fa marary aho izy ireo no tokony hikarakara ahy koa izaho indray ve no ...
7. tisera
(
14/02/2007 20:36)
raha azoko tsara dia efa manan-janaka izany ireto sipan'ny zanakao ? dia io angamba no mahatonga ny rainy tsy hanaiky ny fiarahan-drizareo ?!
raha araka ny hevitro aloha dia tsy mety mihitsy ilay ataon'ny vadinao hoe avy hatrany dia manao fara-teny hoe :ariako tsy ho zanako intsony é! na tiana na tsy tiana zanany foana ireo ! mila mfampiresaka hoe inona no antony mahatonga azy ho "réticent" @ ilay fanambadian'ny ankizy . Dia io no iadian-kevitra hoe tsy mora ny miditra @ sehatry ny fanambadiana fa maninona aloha raha miandry kely mifampizaha toetra mandritry ny fotoana elaela vao miroso @ fanambadiana : ny zanakao izany tokony haka ambony , haka ambany ny lafy tsara sy ny mety ho lafy ratsin'ny fiarahany @ ilay sipany sy ny hoe fomba hamahana ny mety ho olàna , efa manana fidiram-bola ahafahany mahaleo tena ve ny zanakao sns... be dia be ny facteurs miditra ao anatin'io firosoana @ fanambadiana io fa tsy dia hoe mifankatia dia lasa izao....

8. niryna
(
15/02/2007 06:21)
tisera:

Marina ny teninao ary tsy sitrapon'ireo ankizy no nahatonga azy tety.Tokony miresaka ilay ramatoa amin'ny vadiny.
9. josvoh
(
15/02/2007 14:59)
Izy miralahy dia hanala BTS sy BAC!Tsy miasa izy roalahy fa izy miravavy noho samy efa miasa!Ilay zanako aloha dia tsy ampy fitia any @ rainy!Entotra be ilay rainy izay mifandimpaka foana ny hevitr'izy ireo ka lasa mifamaly foana isan'andro ka mety leo ry zareo!Ny hany fanafodiny angamba dia mifindra fiangonana satria manao chorale ry zareo!Ilay zanako dia mbola tsy manana loatra izany fiarahana @ vehivavy izany satria mbola fianarana no tao an-tsainy fa @ izao fotoana izao dia tena lasa diso TIA loatra!Efa nifampiresaka izahay fa tsy mety mitovy ny hevitray ka lasa mifandona @ teny marary!
10. tisera
(
15/02/2007 20:05)
:( tsy tsara mihitsy raha mijanona @ teny maharary ny adi-hevitra . Rehefa tonga amin'io dia samy mba maka recul kely dia averina @ saina tony : samy miezaka mipetraka eo @ toeran'ny andaniny angamba no mety dia mandanjalanja tsara izay tenenina fa tsy mifandatsa sy mifanapempo . Sarotra be aloha fa lazaina ka mora fa ny vahaolana tsara indrindra koa dia ny fiarahanareo mitondra am-bavaka ny olana dia mifamboraka ny alahelo syny ahiahy @ alalan'ny vavaka ; sa ahoana ?
11. Mitah
(
28/02/2007 20:26)
Manohana ny hevitr'i Tisera aho. Ny any hanampiako dia mivavaha ianao reny mba hanana fo tony mandrakariva. Tsapanao tsara fa lasa manohitra ny rainy ny zanakareo rehefa mifanakalo hevitra satria mitrerona sa masiaka be foana ilay rangahy. Tsy mety ny didy jadona, teny mahery, mandatsa , na maneso.
NY TENY MORA MAHAMORA HARENA koa ataovy izay hahatafiditra ny tianao hambara @ zanakao fa tianao izy ary toro-hevitra ny anao. Omeo malalaka ny fanapahan-kevitra izy fa aza salovanina.Andraikiny tanteraka ny vokany avy eo raha misy ny bla-bla-bla.Olona afaka misaina sy miheritreritra tsara ry zareo ka rehefa tony ianao no miresaka aminy dia ho tonga saina izy. Mivavaka ho anareo aho mba ho toloran'Andtra saina ianareo ka handeha @ izay sitrany.Aleo mangina rehefa mivazavaza anao ny zanakao na mifamaly aminao. Rehefa mangina izy dia miresaka milamina indray ianao.Tsy mora anefa izany satria mbola tanora loatra ireto izy saingy ianao tony mandrakariva no tena hamaha ny zavatra rehetra.Mifampiresaha @ vadinao ka izay hilaminan'ny raharaha fa aza mifamaly mihitsy. na tsy tena tianao aza ireo ho vinanto dia aza mampiseho fihetsika satria mbola tsy ho fantatrao na tena ho tanteraka na tsia ny an'ny ankizy. Tsy hilaozan'izay tsy ho zanakao ireo e!

12. josvoh
(
07/03/2007 15:38)
Niantso tél.ilay lahimatoa zaho!ary tsy nampoiziko fa handeha hatory any @vehivavy izy!Nanontaniako ranilaza t@ rainy izy ary tonga dia niakatra be ilay zanako!Nifamaly t@ tél.zay mianaka ary ny loza dia bloqué ny tendako satria niakatra be aho!Tonga dia tapahiko ilay tél.satria tsy en forme zaho!Nolazainy fa zakany hono zaza iray ary tsy probème-ko!Voatery aho niantso ny rainy!Hany nolazainy dia ho ariany tsy zanany raha toa ka mivady zareo!Teo aloha nivavaka fa izaho aho dia kivy tanteraka ka ninjanona tsy mivavaka intsony satria na izaho aza tsy fantantro intsony izay ataoko!Nanana namana izaho nandritriny 3volana dia iny izy tsy hita intsony!Efa ho 11taona izaho no ninjanona irery!!!Dia mba nahita namana anefa azony izay nontadiaviny dia iny izy no lasa!Asa angamba raha toa ka izaho mihintsy no ratsy vitana!Mazana amoko ilay fiainana!Izaho angamba no tsy nahay nintaiza ny zanako!Asa raha zazonareo ny tiako lazaina!Misaotra anareo izay manoro hevitra fa mba mila fampaherezana ny tenako!