SARO-PIARO Hiran'i POOPY

1. aimelisa ( 10/02/2007 16:33)

Manao ahoana daholo nareo e! Mba andefaso dikan'ilay hiran'i POOPY hoe "saro-piaro" iny ré izaho raha mba misy manana any hoa ny fa dé tena tiko loatra izy iny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:10
2. Stretch ( 11/02/2007 14:23)
ka mandehana ao am tonokira e! ao dôly ny hirany .
3. Stretch ( 11/02/2007 14:30)
Satria tiako ny lohatenin'io hira io ra tsy diso a!
4. Fiffi ( 11/02/2007 15:10)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1157