mba ampio handika teny é!

1. tisera ( 06/02/2007 20:19)
mahazatra ahy ny mampianatra tsianjery malagasy tsindraindray ny zanako ka ezahiko adika aminy @ teny frantsay hatrany koa fa tena sahirana aho mandika mazava an'ilay andininy faha-3 @ ity tsianjery ravorona ity ka mba toroy hevitra fa ilay zanako aloha miteny gasy tsara fa ohatry ny tena mbola vaovao aminy tokoa ireo teny ireo dia ny hevitra fonosiny no nohazavaiko azy fa mba ilay izy atao fohifohy mihitsy :
1- Manidina (il vole)
Misidina (il s'envole)
Tsy midina (sans descendre)
Ravorona (l'oiseau)
2- Miakatra
Manakatra
Ny lanitra
Ravorona
3- Dia ambàka,
Hivanàka
Hitonàka
Ve ity izaho?
Tsia,
4- Andeha aho
Tsy ho lao
Fa handao
Ny ambany
5- Ka hiongotra
Hisondrotra
Himokitra
Hiakatra any!
Dia sahalahala @ ilay and.1 io izany no fanaoko azy dia fanina aho rehefa tonga eo @ and3 fa lasa manazava be toy ny hoe : vais-je rester ébahi? surpris ? nefa toa tsy tena mety akory !
Misaotra mialoha @ toro-hevitra é!


novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 21:58
2. Fiffi ( 06/02/2007 21:51)
Miakatra=monter
Manakatra= attrapper
Ny lanitra=le ciel
Ravorona=l'oiseau
heu...tsy aiko....fa de aleo miandry ny hevitrin'ny namana .



3. vale ( 06/02/2007 22:14)
tisera> toa ho sarotra ihany marina raha adika ara-bakiteny, fa dia alao ara-keviny any fotsiny, ny voambolana ananantsika malagasy izao ohatra, mety tsy hisy any @ voam-bolana vazaha, torak'izay koa ny voam-bolana vazaha mety tsy misy @ teny gasy!(ohatra ftsn hoe: "laoka" (lôka izany e, lay ampiarahina @ vary,hihihih,.. inona ohatra ny teny(voam-bolana)tena mahadika an'io? :^):wink:
4. Fiffi ( 06/02/2007 22:29)
- Andeha aho=je m'en vais
Tsy ho lao=.....
Fa handao=car je vais quitter ?
Ny ambany=en dessous
5. vale ( 06/02/2007 22:52)
Tsia= non:-D:-D:-D:°)
6. ds ( 07/02/2007 00:10)
1- Manidina (il vole)
Misidina (il s\'envole)
Tsy midina (sans descendre)
Ravorona (l\'oiseau)
2- Miakatra (il monte)
Manakatra (il attrape)
Ny lanitra (le ciel)
Ravorona (l\'oiseau)
3- Dia ambàka (hésitant)
Hivanàka (ébahi)
Hitonàka (impassible)
Ve ity izaho? (le suis-je)
Tsia, (Non)
(suis-je ébahi, hésitant,
impassible, non !)
4- Andeha aho (je pars)
Tsy ho lao (ne supportant plus)
Fa handao (je quitte)
Ny ambany (ici bas)
5- Ka hiongotra (je m\'arrache)
Hisondrotra (je m\'élève)
Himokitra (je m\'efforce)
Hiakatra any! (d\'y monter)


7. niryna ( 07/02/2007 06:31)
misy asiana sujet,misy tsy asiana,misy present eto ary ny futur hi-mokitra, hi-akatra.Tsy tokony ho futur ve no ampiasaina an'ireo
8. Fiffi ( 07/02/2007 07:04)
ds: =D=D=D
9. tisera ( 07/02/2007 10:54)
:D dia misaotra anareo rehetra fa ny hevitra tsy azo mampihazoazo dia izao nahazo toro-hevitra tsara be ; ny an'i ds moa tena devoir stylé mihitsy an!
:-*:-*:-*:-*=D=D=D
10. Fiffi ( 11/02/2007 22:12)
tisera: voavaly daholo aloha akia ireo nilaindry ? :)
11. tisera ( 12/02/2007 16:26)
ié ! +/- fa ilay and 3 hoe dia hambaka , hivanaka , hitonaka ve ity izaho? Teo mihitsy aho no kenda fa tsy hitako izay hilazana ilay hambaka fa tena vaovao be @ ilay zanako ilay mot : se faire avor , se faire arnaquer , rester bouche bée eeee! ohatry ny tsy nisy nahadika ny tena tian'ny JJ Rajoelisolo (io no mpanoratra) holazaina ny hitako t@ izahay mianaka nianatra ilay tsianjery : dia namakiako tantara -n'ikotofetsy sy imahaka indray aloha izy t@ io dia noteneniko ireo izao hoa : mifanambaka ; nefa ilay hoe : hambaka -hivanaka -hitonaka eto @ io tsianjery io tsy dia mitovy @ an-dry ikotofetsy dia izao aho tena afa-po é!:)
12. booboo ( 12/02/2007 17:47)
Tisera > mitovy dika @ mihaotra ilay "ambàka" eto kouh(cf mihambatra, mihambahamba)...non ? fa tsy dia ilay manambaka = mametsifetsy olona loatra. Dia hitako hoe mety ilay nandikan'i Ds azy ho " hésitant " io ...
13. tisera ( 12/02/2007 20:25)
tena marina izany kah! azoko mihitsy ilay heviny eto fa ilay bandy kelinay be fanontaniana be dia mba nanazavako azy ny mety ho hevitry ny "ambaka" @ ankapobeny sy @ contexte hafa io! fa tena ao tsara mihitsy ilay hésitant é!
14. Fiffi ( 15/02/2007 18:20)
tisera: afam-po ve ndry aloha ? :):-*:-*
15. tisera ( 15/02/2007 19:54)
:):-D:-D:-D tena afa-po kah! efa ho haiko tsianjery h@ ilay version vazaha nataon'i ds aza:-D:-D:-*:-*:-*
16. Fiffi ( 15/02/2007 21:58)
humm....=D=D zany an ! :) :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2422