Poopy sy Bodo au palais

1. Santiona ( 06/02/2007 10:05)
Ho an'ireo mpifankatia sy "romantik" eto Dago.
Aona ndray izy roa tafaraka ity e?
Iza no tsy andeha?
BODO sy POOPY ao @ Palais des Sports le 16 février
Koa na izahay tsy manan'olon-tiana aza ve tsy ho any.
:*:*:*
novalian'i Santiona ny 08/02/2007 15:55
2. pissoa ( 06/02/2007 11:49)
Milay be zany Bodo sy Poopy zany !
Zay mba misy olo-tiana iany fa tsisy fré :-D:-D:-D
3. booboo ( 06/02/2007 12:14)
hihihi
4. xxx ( 06/02/2007 14:00)
Fa nahazo bodobodo tanora angaha i lery?
Samy miha soara dia afaka mifampitantara am zay e:-P
5. Fiffi ( 06/02/2007 22:26)
:roll:
6. mmimi ( 07/02/2007 12:07)
Zà ande foana na zà rery aza no ery alou be ery!!!:^)
7. tanza ( 08/02/2007 05:35)
Mahafinaritra kosa reto izy roa tafiaraka reo a!sa aona?Zay m'tsam kalo ande tsara mitsy e!Sady za mbola tsy nahita an'i Poopy nanao spectacle zany mitsy!!!!Any zany mifankahita e!:D:arrow:
8. Santiona ( 08/02/2007 15:55)
Mety zay sy mmimi rery zany no ery aloh B ery knou.
:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1023