Mitady kil

1. hafaliana ( 06/02/2007 07:58)
Vao avy nahavita site perso zay ry reto ny tenanay d mba mitady kil hitsidika azy ah! Mino a fa tsy ho diso fanantenana nareo fa mba :lol:refa avy ao.d aza adino ny mameno ny boky volamena refa alohan'ny hiala ao. Saika adino kay fa site miezaka ny hanome Hafaliana ho antsika io dia Manantena ny fitsidihana. Raha misy moa soso-kevitra tianareo atao aminy d tsindrio fotsiny le hoe fifandraisana.zay fa ty le izy e! http://www.hafaliana.fr.tc d mahazo hafaliana
novalian'i Fiffi ny 17/02/2007 23:25
2. Fiffi ( 06/02/2007 10:00)
misaotra nizara :)
3. kitjo ( 06/02/2007 13:02)
slt hafaliana
somary elaela vao misokatra lay izy an...
d mila amboarina kely ko le design mba haingoana kely ee....
sinon niezaka nametraka tao @ e boky volamena za fa lazainy fa erronE foana le code d asainy averina foana nefa marina ny soratako...ka ts haiko ra mba nivoaka iany lay izy zay na tsia..

sinon manamboara iany @ blaogy.com ampahafantarana kokoa ny sitenao io
4. xxx ( 13/02/2007 02:50)
efa tsara fa mila miezaka kely

ilay Moizy ihany no nahavoa ahy :-D
5. Fiffi ( 17/02/2007 23:25)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0765