tsy mba hoe ny map

1. bazylou ( 05/02/2007 18:26)
dia teraka sy natao hanaraka ny constitution misy eo an tanana fa ny constitution indray no manaraka ny map izay hevitra tera bary tery!!:lol::lol::lol::lol::roll::roll:
novalian'i bazylou ny 10/02/2007 20:15
2. Fiffi ( 06/02/2007 06:50)
de maninona ? :roll:
3. bazylou ( 06/02/2007 23:19)
de maninona nga??? ny anao izany mahita hevitra iray dia ovana ny lalam panorenana ny firenena ?? doa mazava hoa zy fa tsy hanjary mihitsy io!! tsy mba lala manaraka ny fitfipiny fa ny fitsipika indray no manaraka lalao!!
4. fijo ( 08/02/2007 06:12)
ny lalampanorenana dia azo hovana hifanaraka amin'ny zavamisy.izay no nampisy ny fanovana tany zamerika.taty frantsa sy europa koa rehefa misy zavatra tao amin'ny parlementera europenanina,dia tsimaintsy hovana ny lalampanorenana hifanaraka amin'iny.ka io aza atao fao be ny fijery azy,fa jereo arakarak'izay fanovana misy eo
5. bazylou ( 10/02/2007 20:15)
hay ve , dia tsy nifanaraka tamin'ny zava nisy mihitsy izany ireny lalam panorenana im-polo niova ireny ?? ny an'ny olona anaie tsy kilalao fitazomana seza ohatra ny anao e!! ny anareo rehefa miova prezda dia miova lalam-panorenana !):P:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0864