Tianareo ve raha...

1. xxx ( 02/02/2007 17:40)
Hono hoa ry zalahy??? Mba tinareo ve ra vehivavy virijiny no mba lasa vadinareo??? Ary possible ve izany @ zao andro izao???? Sa...Tsisy dikany izany @ zao??? sa...Inona no tena mahasarika anareo @ vhv izay mba hirinareo halaina ho tokantrano ho rahatrizay????
novalian'i bibiango ny 03/03/2007 23:16
2. Ralay ( 02/02/2007 18:37)
Manahirana lesy zany virjiny zany na dia mbola virja koa aza aho :lol: fa aleo ireny tonga dia mahay ireny @ zay tsy many fotoana mianatra :-D
3. simplex ( 02/02/2007 19:49)
xxx:
mHono hoa ry zalahy??? Mba tinareo ve ra vehivavy virijiny no mba lasa vadinareo??? Ary possible ve izany @ zao andro izao???? Sa...Tsisy dikany izany @ zao??? sa...Inona no tena mahasarika anareo @ vhv izay mba hirinareo halaina ho tokantrano ho rahatrizay????

valiny milahatra araky ny fanontaniana:

* ahoana lesy:P
* hisy otr'zany ndray ve ;-)
* possible tsara mintsy, refa mahita sipa toi d na izy virja na izy tsy virja ^:^
* Misy dikany fa zany hoe samy manana ny lanja hasiany azy ny tsirairay :roll:
* tsy le resaka virja loatra ngambany. Ra misy sipa 2 ve zao ny 1 reven'toi be mintsy d ny 1 ol virja fa kzitimbelona, iza no poinsa @ zany? :@

esory ao anaty kritera le hoe virja, bonus fotsiny iny ra bonne chance toi ;-)8)8)
4. cutie ( 03/02/2007 03:06)
tsy le resaka virja loatra ngambany. Ra misy sipa 2 ve zao ny 1 reven'toi be mintsy d ny 1 ol virja fa kzitimbelona, iza no poinsa @ zany?

:-D:-D:-D:-D
5. sitlo ( 03/02/2007 03:32)
valiny milahatra araky ny fanontaniana:

* ahoana lesy:P


:-D
6. sitlo ( 03/02/2007 03:40)
xxx:

Hono hoa ry zalahy??? Mba tinareo ve ra vehivavy virijiny no mba lasa vadinareo??? Ary possible ve izany @ zao andro izao???? Sa...Tsisy dikany izany @ zao??? sa...Inona no tena mahasarika anareo @ vhv izay mba hirinareo halaina ho tokantrano ho rahatrizay????


valiny milahatra araky ny fanontaniana:

* zay ndray
* f'inona mihitsy
* ny fanantenana no atao be sady mbola tanora bolangina ara-batana, matanjaka ara-tsaina ny tena.:°)
* mariky ny toetra lehibe mihitsy io ka. Fa saingy dinihina tsara sao rehaka sy hitadiavana kofa fotsiny no antony. 8-)
* jereo eto


7. xxx ( 03/02/2007 04:27)
Tsara ny hevtr'i sitlo fa aiza oa le jereo eto no tsy misokatra eeee, sitlo koa kan!!!!
8. sitlo ( 03/02/2007 15:54)
niesona koa izany :lol:

fa efa nisy an'io fanontaniana farany io ery ambany ery. Ohatra ny hoe "Inona no tena manitona anareo @ vehivavy iray refa hitia azy" no titrany raha tsy diso aho. :wink:
9. ledada ( 06/02/2007 12:41)
ible oe virdjiny no lasa vady kah, mbola misy an'zany mitsy @ zao fotoana zao fa ilay manao solomaso loupe b sy traky nify b ireny! hahahhah! mbola d bd b ireny no ts manambady! miampy ilay zipo eny ankitrokely! d mazotoa e!
10. cutie ( 06/02/2007 23:04)
:-D:-D:-D:-D
11. mbaliana ( 08/02/2007 12:10)
miampy ilay zipo eny ankitrokely! d mazotoa e!

dia za zao tia manao zipo lava be ankitrokely... dia virja ve za? izy ary ve sa sa tsy izy? :cry:
12. fijo ( 09/02/2007 23:46)
za izao virja de ahoana,?????iz ano tia?
13. xxx ( 12/02/2007 07:13)
Very jean no betsaka @ izao aloa e!
Very any ampanaovana any ...
14. xxx ( 17/02/2007 08:48)
zao e! Tsy misy vrjny in-2 izany.Ra lasa vadinlisany izy dia in-1 migoka le mahavrjny azy lisany ny 2ieme round sy ny manaraka rehetra dia ts izy intsony izy.ka ny zavadehibe d hoe aleo miaraka@ olona tiana ltia sady tia izy.Ny sur fontsiny raha sipa vrj dia tsy mahafohy na dia atao inona ary.
15. fasaly ( 17/02/2007 08:53)
xxx:

Ny sur fontsiny raha sipa vrj dia tsy mahafohy na dia atao inona ary.



tsy marina io! ny ahy foiko tanteraka tamzany fotoana nariko toy ny tsy teo:-D:-D:-D:-Dary efa hadino....


16. sakaizakely ( 20/02/2007 15:27)
le mi-kivantambatana iry ve zany ry fasaly ? :-D :-D :-D :-D
17. bibiango ( 03/03/2007 23:16)
No comment!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5568