Bourses étrangères

1. Fiffi ( 01/02/2007 10:25)

La commission de coopération universitaire des universités francophones de Belgique mettent à la disposition des étudiants malgaches 146 bourses d'études et 70 stages.
Des offres sont disponibles sur le site de l'univesité de Gemblaux pour l'année académique 2007-2008. Enfin, les étudiants licenciés et expérimentés peuvent se renseigner auprès de l'ambassade de la République d'Allemagne. Les dossiers doivent y parvenir avant le 9 mars.
L'Express de Madagascar

(Miala tsiny raha @ teny frantsay fa mba nalefa eto sao de misy mahasoa anareo namana)
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 16:29
2. dadal ( 01/02/2007 11:22)
Inona ny tokony hatao raha bachelier 2006 mention assez bien ka hitady bourses extérieures. Misy site azo tsidihana ve?
3. li1234 ( 02/02/2007 05:23)
misaotra bdb leitsy fifi an, misimisy ny tahaka anao!!!Tia namana!
4. lila ( 02/02/2007 07:57)
tena mahafinaritra ny toa an'i fiffi tsy tia tena na ory havamanana toa an'ny sasany mikepoka samirery izay mety hahasoa ny hafa.
misaotra ki fiffi a
5. mercure ( 02/02/2007 10:30)
Misaotra betsaka an'i Fiffi aloha e. Novakiako koa izy io omaly, Université de Gembloux ilay izy fa tsy Gemblaux, notsidihiko ny site-ny fa tsy nahita informations momba an'io akory aho. Toa tsy manana site mitokana akory ary ilay université fa faculté na agronomie ao aminy no hitako, mba ilazao eto ihany raha mahazo fanazavana fanampiny ianareo e.
6. andry08 ( 02/02/2007 10:35)
Mankanesa hoy ny voalaza any @ Ambassade d' Allemagne
7. mercure ( 02/02/2007 10:49)
Zavatra roa samy hafa mihitsy ilay belgique sy ilay allemagne andry08 an. Ilay belgique no mi-intéressé ahy fa efa ni-contacte ny consulat aho fa mbola tsisy valiny. tantara mitohy...
8. Fiffi ( 03/02/2007 09:13)
tsy misy fisaorana ry zareo an ! fa ho jereko raha mahita ny tohin'io zah de alefako eto hiany. :):-*
9. rrgmt ( 03/02/2007 16:25)
hitanao amin'ity site ity, misy zavatra hafa koa ao:

http://rrgmt.carrefourpro.com

Mazotoa mitsidika
:D
10. Fiffi ( 04/02/2007 07:32)
http://www.cud.be/bourses_presentation.htm
http://www.madagascar-diplomatie.net/article.php?article_id=390&PHPSESSID=f888bc33d4bff1eb37be4b9d73d119a1
ireo aloha no hitako fa sao de misy mahasoa anareo namana :)
11. mercure ( 13/02/2007 09:43)
Misaotra betsaka an\'i Fiffi fa io mihitsy ilay zavatra notadiaviko. Le 15/02 no farany fa tsy haiko na ho tratrako na tsia. Mankasitraka e.
12. Fiffi ( 13/02/2007 13:29)
mercure: hataovy zay mety an ! mbola misy fotoana kely hiany enao zao ! :)
13. mercure ( 14/02/2007 14:24)
Lasa androany ihany ilay dossiers fa lafo be ny nadefa azy satria tsy maintsy atao to,nga any radem. Hita eo ihany ny tohiny. Mbola mamerina ny fisaorana feno ho anareo rehetra nizara. Ny appels d'offre AUF koa efa misokatra. ity ny lien http://www.ocean-indien.auf.org/article89.html mahavità be.
14. Fiffi ( 14/02/2007 16:29)
mercure: =D=D=D rehefa lasa aloha iny de efa zava-dehibe an ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008