ambo ve sa inona ny anareo lehilahy nampirafy vodaka reny?

1. Lalah ( 29/01/2007 02:35)
Eo @ lafiny ny fisarahana maninona ny lehilahy mampirafy no manana ilay toetsaina mieboebo @ namany foana, milaza fa tsy miontsina e!na efa voadonan ny sipany any @ maharary azy aza. Ary ny tena mahatsikaiky, raha misy resaka mandeha mikasika io sipany io ohatra, ka ohatra hoe fanatsarana an ilay sipa ny resaka mandeha eo, dia velombolo ery ny akama isany hoe " za anie efa niaraka t@ iny e! efa teo no niala, fa tsy mety amiko dia niala aho" enplus foronina koa ny hoe " izy aza mbola nanambitamby ahy fa tsy nojereko intsony". Fahafatarako an zany dia oe, tsy zaka ilay voapetraka dia vava no hasolo azy.
Ary rehefa atao ny kaonty, ny lehilahy no tena mpifosa fa tsy ny vehivavy @ io resaka fisarahana io.
2. cutie ( 29/01/2007 03:09)
tsy ambo zany zany fa kanosa:-D
3. patrick2002 ( 29/01/2007 14:23)
mbola cour magistral lava be ny amin'izay lalah!
fa ny azoko lazaina anao dia ny lehilahy dia midika fahatanjahana izay ,:wink: ,midika izany fa ny lehilahy, tsy mampiseho aminao faiblesse na impuissant mihintsy ety ivelany ,fa ao anaty ao maharary ihany .
4. kanto10 ( 29/01/2007 15:40)
fa maninona aloha ny lhl no mampirafy tokoa na de efa miseho ho tia be ny ao antokantranony aza e? tsy mety takatry ny saiko mihintsy io nefa za mba manana namana lhl maro be ihany, ny ahy zao ny vadiko ngamba hividianako poupée bdb sady isan-karazany aminzay tsy mande mitady lvt intsony sa tsy mety zany ry lhl isany? mety hors sujet aho fa tena manitikitika ny saiko be io sady ny saint valentin efa akaiky
5. xxx ( 29/01/2007 21:18)
Adalany ny te hampirafy.
6. patrick2002 ( 29/01/2007 22:41)
kanto10 ,tokony hataonao loha-hevitra manokana io teninao io ,satria manjary simba ilay size ny tompony :lol:
7. sitlo ( 30/01/2007 00:14)
Asakasakareo ze tia hiaraka amin'ny lhl ohatra izany koa. Misy kilasiny ange ny olona eh. :°)
8. jhouhlambout ( 30/01/2007 00:35)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1023