Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay

1. rabaradaka ( 28/01/2007 07:58)
Tsy maty manota sa mpisolelaka sa tena mahay ireo Ministra mbola voatazona. Misy mantsy tena mampihaiky ny vahoaka mihitsy ny tsy fahaizany sy ny fitondrany nefa dia mbola io ihany sady novana Departemanta koa. Ilay zokin-dRahonoré ao amin'ny Torak'hehy e
novalian'i fijo ny 01/02/2007 23:45
2. patrick2002 ( 28/01/2007 13:27)
fa inona no fahotana vitan'izy ireo fa tsy haiko, Raha hoe mpisolelaka dia mety miaiky ihany izaho satria misy ny departemanta sasany tena ilaina fisolelahana mihintsy, satria mena ambaniny mena ianao ,ka tsy afa-manoatra.
3. Fiffi ( 28/01/2007 14:20)
fa misolelaka @ inona eh ? :roll:
4. kitjo ( 28/01/2007 18:10)
hihihi
iza zany?
komika koa ve?
mety mba mampiomehy andry zareo ao fanalana azy refa vizaky ny asa kosa zany ko
ministry ny fialamboly
hahahhahhahha
5. fijo ( 30/01/2007 23:58)
hi hi hi ,inona ohatra no tsy vitany mba lazao hoe azafady?
6. rabaradaka ( 31/01/2007 14:22)
Marina fa ny mpisolelaka tsy maintsy misolelaka fa ny asa ve azo atao an'izany ?
7. fijo ( 31/01/2007 22:49)
ka miasa ve ry zalahy sa tsia,nefa toa misy zavatra vita ihany ireo?
8. papala ( 01/02/2007 13:29)
mba teneno aminay rabaradaka hoe : inona no tsy nety nataon-jokin-drahonoré tao @ fitondrana ? Tsy atao tora-kehy intsony zany fa atao torak'inona indray e?:^):^):^)o^oo^o=))=))
9. fijo ( 01/02/2007 23:45)
mba lazao marina hoe izay misy ao???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4055