Fa ahona no fomba atao refa te-hiala na hisaraka (pisipa)

1. xxx ( 26/01/2007 13:44)
Efa niaraka ho 4 mois zay izahay sy le olona niarahako, tato ho ato nefa dia otran'ny dia lanilaniko sy otrany tsy dia ..... izany izy ka te-hiala aminy zaho fa ny fomba hialako amin'ny no tena tsy haiko e! Ka mba inona re no tokony no fomba hialako aminy e?
novalian'i fijo ny 03/02/2007 06:28
2. xxx ( 26/01/2007 14:00)
Ny fitiavana ange tsy kilalao eh. Toy ny afo ka izay misangy aminy dia may.
Mbola ho avy eto koa ny fanontaniana hoe: ahoana ny fomba fanalana zaza.
3. Silo ( 26/01/2007 14:03)
Raha izaho aloha no teo @ toeranao, dia tonga de tsoriko aminy hoe aleo isika misaraka, fa vao mainka mapijaly azy ianao reha te hisaraka aminy nefa tsy mitsotra, fa mety hilavaniny aminy ianao dia lasa hiasa loha aminao izy.
Fa tonga de tsory ny marina, na ataovy izay tsy hifankahitanao aminy loatra mandritra ny fotoana elaela de ho leo hoa azy izy rehefa tsy mahita anao matetika.

Mahereza e!
4. booboo ( 26/01/2007 14:24)
xxx > terrible koa zany vao hoe "ohatra ohatra" zany defa miala, rehefa tena sure @ sentiment-nao aminy enao dia zay vao mialà sao voa zato amby arivo eo ....
5. cutie ( 26/01/2007 14:29)
Aza miaritra eo kambony refa tsy tiana izy :lol:
6. booboo ( 26/01/2007 14:33)
kambony zany :-D
7. cutie ( 26/01/2007 14:34)
:-D:-D:-D
8. simplex ( 26/01/2007 19:22)
fika faran'izay tsotra sady faran'izay mahomby: kozio izy hoe nampirafesiko enao 8)

tsisy retour fa diniho tsara aloha ;-)
9. cutie ( 26/01/2007 19:24)
:-D
10. vale ( 26/01/2007 20:41)
:-D:-D:-D
11. andry08 ( 26/01/2007 21:18)
Tsory ny marina!
12. fijo ( 26/01/2007 22:51)
za milaza hoe aza miteny hoe hisaraka izany,fa rehefa maina iny anie ka ilaina ihany ireny ambiny ireny e
13. mandrindra ( 26/01/2007 23:19)
aleo manao pause kely fotsiny aloha e.
kozio hoe andao samy mba andeha hitodika any ankafa kely aloha
14. mbaliana ( 26/01/2007 23:28)
tsory rangahy ny marina dia mitanty ny valiny rehefa avy eo fa amin'izay mba maivamaivana e
15. Zina ( 28/01/2007 01:02)
zzany mihitsy ry mbaliana
16. tywa68 ( 28/01/2007 12:26)
matoa mbola tsy sahy miteny d mbola tia e !
17. Lalah ( 29/01/2007 02:39)
zany ve dia asiana olana e! miala dia vita, iny aho ny lasa fa ny anjarako efa vita oe! tandremo fotsiny sao mi-owein-owein :cry::cry::cry:rehefa avy eo an! grave be manko ny mi-assumer ny valiny.
18. cutie ( 29/01/2007 02:44)
:-D
19. diamondra27 ( 29/01/2007 07:24)
lalah: fa maninona no wein? Tsy mahapezy tsony ve?lol
20. olomalaza ( 29/01/2007 07:29)
iza zany dia kôtikou (ra vehivavy) d izy indray no hiteny amin'xxx houé "aléou tsika misaraka fa nahita hafa za":-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099