Hommage à Abbé Pierre!

1. rakaroka ( 25/01/2007 17:53)
Ni-rendre Hommage à Abbé Pierre aho, satria nilain'ny fanahiko izany: tahaka ny hoe "sarobidy ny eo anatrehany ny fahafatesan'ny olony Masina!" Tonga tany aho, nisy namana isan-karazany...., nisy avy any Italie, Afrique, sns. Des gens de différentes nations!
sady @ ambaratonga rehetra, na mahantra na manana sns,tafaharo tao avokoa!
Tsy nampidiriko tao @ rubrique finoana ny resaka satria tsy hita tao amin'ito olona ito ny fifandiparana ara-pinoana, donk tsy sehatra sahaza ny "hommage"-ny izany! NY FITIAVA NAMANA no nisongadina kokoa!...
Fa maninn no entiko eto ny "hommage?"...
novalian'i tywa68 ny 27/01/2007 07:33
2. rakaroka ( 25/01/2007 18:08)
satria "aina" sy lesona mahasoa koa ny zokibe toa itony! Tsy ny baiboly ihany no natao hakana lesona...
indrindra tsy voazava araka ny logikan'olombelona hono ny soratra ao(aza insisté-na intsony raha toa efa navahana mialoha ny olona natao hi-kopy izany
cf ny fampianaran'ny sasany...)Mba faniriako tokoa raha nisy gasy @ ny gasy sy ny fahantrany no nisy ny toa itony.Eo no ipetrahan'ny application de la bible
fa tsy sanatria lasan-ko ho vava fotsiny sanatria.
Du moins plus juste ny fijery eto hoe ny rehetra tsy an-kanavaka indrindra ny sahirana mihoitra dia mendrika izay sahaza sy ny anjara toerany avokoa!...
Nisy hafatra napetrak'i Abbé Pierre:...
3. rakaroka ( 25/01/2007 18:22)
-"C'est à vous d'être formidables, moi j'ai fini.".
Feno karazana fehezan-tenim-pahendrena" nosoratany ny rindrina eny ho eny:Misy nadikako vimbiniko sy atolotra am-pitiavana ha an'izay sendra mila izany
(ireo tsy mila moa efa nolazainy koa anie fa "chacun
fait ce qu'il veut de sa vie!...".
Ny teiny iray:
(l)"Redevenez compétent, soyez passionnés. Habituez-vous à être maître de vous. Dominez-vous pour pouvoir être éfficace, pour être à la hauteur de cette toile merveilleuse ...et qui vous montre la vraie grandeur de l'Homme!" Abbé Pierre
4. jhouhlambout ( 25/01/2007 18:23)
:-*
5. xxx ( 25/01/2007 18:48)
Aza malahelo maty voalavo wa.
6. xxx ( 25/01/2007 18:59)
"..et qui vous montre la vraie grandeur de l'Homme!"


et la vraie grandeur de Dieu?? eske il en a dit kelke choz?

Jereo ny nolazain'Andriamanitra nanoratra ny Baiboly (izay toherinareo) momba ny olona vokatry ny fahotana nataony.

Genesisy 3:19 fa ny tany no nanalana anao; fa vovoka hianao, ary hiverina ho amin'ny vovoka indray hianao.

"car tu es poussière, et tu retourneras dans la poussière." Genese 3:19

L'Homme n'est que poussiere devant Dieu.!!! miala tsiny...

>>> Eo anatrehan'Andriamanitra dia Vovoka izaho, vovoka ianao, vovoka Abbe Pierre, Vovoka ny olona rehetra ary hiverina ho vovoka.

Kanefa ny fanahintsika dia hiverina amin'Andrimanitra indray raha MINO ny Fitiavan'Andrimanitra ao amin'ny Jesosy Kristy izay nanaisotra ny fahotantsika isika.

"Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, nomeny ny zanany lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy fa hanana ny fiainana mandrakizay" Jaona 3:16.

Izaho tsy hitsara na efa nino izany i Abbe Pierre na tsia satria tsy haiko izany

fa ny fantatro dia izaho anisan'ireo mino izany tenin'Andriamanitra izany, efa voavonjy aho, hanompo an'Andriamanitra mandrapiala ny fofonaiko ary manaja ny teniny isan'andro.
7. andry08 ( 25/01/2007 19:40)
Izaho koa manao hommage.
8. xxx ( 25/01/2007 20:02)
Maty namela mamy ve rapolona dia mampalahelo anareo ah.
9. rakaroka ( 25/01/2007 20:41)
Tohizako ny resako: tsapako @ valintenin'ny olona sasany fa misy tsy mahalala azy donk ampahatsiahiviko indrindra fa olona fatra-mpiahy ny sahirana izy, très ouvert à tout le monde, tsaroako aza ilay fihaonany niaraka an'i Pierre Pedro isan'ny nanampiana ny sahirana tany ( ny tsy fantatra matetika dia ny fisian'ny hafa mitsimbina ny tena aza),la moindre de teny tokony holazaiko ho azy : MERCI! Misaotra.
Sa foi au service de l'engagement, tsy sanatria parole en l'air na voafatotra tavela tao anaty baoboly fa hainy nanavotana ny namana namoifo isan-karazany...
10. rakaroka ( 25/01/2007 21:03)
Mahagaga fa nisy Silamo koa tao fa dia nanaja tanteraka nisy finoana isan-karazany...nifanerasera
t@ ry Pape Jean Paul II izy, nifandray t@ dalai Lama
1999 tany suisse izy iny, niaraka t@ ry Asser Arafat,
Pierre Pedro fantatrareo?...sns. Teto France tsaroako
ny addessibilité-ny t@ seha-pitondrana isan-karazany:
izy tany @ Assemblée sns...
Izy tsy mitady laza (nolaviny ny medaille ambony indrindra izay SAHAZA azy mihitsy fa dia nasesika tsy maintsy ekeny!
Ianao nanontany hoe niresaka an'Andriamanitra ve izy? Imbetsaka ... omeko réference iray ianao: vakio ny bokiny nosoratany niaraka t@ Bernard Kouchner, en 1995 mitondra ny lohateny hoe:"Dieu et les Hommes"/
Raha nitia ny namany araka ny tenin'ny SM tokoa ny olona hoy izy tsy tokony ho douleur ny fahafatesana!
Ka 'za anie tsy hoe en Deuil satria ce n'est qu'un "simple au revoir", iboiboihan'ny ao anaty aza
fa misy tohy ny mpiara-miaina!
Ny fonenany moa , tsy kasihana fa atao "entretient"
fotsiny ho "Musée"...
11. majesty ( 26/01/2007 05:09)
Isaorana Atra nanome azy fahafahana nanao izany asa soa bdb izany,nahafinaritra ny nataony sy maha te hidera ny zavatra vitany kanefa tandremo fa olombelona ihany izy ka sao dia ho lasa ho tompointsika ho toy ireo lazaina fa olo-masina koa :D
12. diamondra27 ( 26/01/2007 07:57)
f'angah tsy we tohizo ny lalantsika 'zany;-);-):lol:
13. vale ( 26/01/2007 13:42)
Rakaroka>:(..nalahelo tkoa aho ny nahalasana azy ny antony tsy noho izy maty loatra , efa voky andro izy ary namela mamy araka ny tenin'ny namana ery ambony ka mino aho fa handry am-piadanana izy, fa ny mampalahelo ahy dia ny hoe iza indray no hisolo azy? mety misy olona hanana fitiavana be de be sy finiavana hitsinjo ny madinika toa azy ka hahasolo azy ve?...marina fa be ny fikambanana ets,manohy ny asany, fa hafa mihintsy lay hoe misy olona iray manokana mihintsy mitsinjo sy miahy.

Hommage à Abbé Pierre!!
14. rakaroka ( 26/01/2007 21:21)
(l)(l)(l)A Dieu A...B...Pierre!(l)(l)(l)
jereo eto: (l)
(l)(l)(l)http://la-croix.com/(l)(l)(l)
15. rakaroka ( 26/01/2007 21:40)
Vale: Je partage ny "vide" tsapanao koa! Ary izany no
manainga ny ventso sns satria vitsy loatra ny olona sahy mijoro @ fahamarinana sy ny fitiavana, indrindra amim-pahatsorana tahaka azy!...
Ny hoe mitovy ny olona fa samy mody vovoka!
- TENA tsy mitovy ka! Tsia tsy mitovy velively, ary vao miha nahariharin'ilay hommage nationale, nisy solon-tena t@ firenena hafa aza tao , ary i Madagascar koa aza voatonona tao!
'Zao e samy ho faty ihany fa HAFA MIHITSY tokoa araka ny tenin'ny namana etsy ambony izany maty
namela MAMY! Koa i Abbé Pierre ve firenena efa 40
no nasiany ny fitsimbinany...Raha mbô ny toa izany moa no nisian'ny taim-bavan'ny gasy hoe "vitan'ny hafa ve tsy ho vita?"...
16. rakaroka ( 26/01/2007 21:49)
diamondra27:

f'angah tsy we tohizo ny lalantsika 'zany;-);-):lol:


Miombon-kevitra tanteraka @ diams aho eto:
"Oui, nous avons des chemins à faire"...
tena mbola lavitr'ezaka BBBbe mihitsy fa alao hery...
mbola eo amin'ny 1000000000000000000 km eo angamba
ka raha à pied ilay izy...asa!...

17. rakaroka ( 26/01/2007 22:01)
xxx:

Aza malahelo maty voalavo wa.


Asa raha baiboly iray ihany no nibeazana antsika, ary raha ilay Dieu mbô tononinao sy toa tompoinao
angamba no manesika anao hihevitra ny olona ho
"voalavo" , fa raha izany ny "fruitn'ny fampianarana
sy ny fanompoana an'Andriamanitra, dia APETRAKO MAZAVA tsy mitovy ny Andriamanintsika, ny ahy fantatro izay inoako tsy ho zovianao amiko...
18. rakaroka ( 26/01/2007 22:16)
xxx:


fa ny fantatro dia izaho anisan'ireo mino izany tenin'Andriamanitra izany, efa voavonjy aho, hanompo an'Andriamanitra mandrapiala ny fofonaiko ary manaja ny teniny isan'andro.



Efa voavonjy ianao?...:-D:-D:-D:-D:-D
Ka inn intsony moa ny olana?...
croises tes bras et c'est tout!
Tsara izany raha nahaja ny teniny isan'andro ianao saingy ampiako kely ilay hoe:" ianareo no fanasin'ny tany! aoka hazava eo imason'ny olona ianareo !"...
Ka ilay fahazavanao izay anie no andrasako hitsilo anefa toa tsy hita mangirana akory sanatria ao ambany vata famarana angamba!...
Mbô mamirata e!
19. rakaroka ( 26/01/2007 22:32)
majesty:

Isaorana Atra nanome azy fahafahana nanao izany asa soa bdb izany,nahafinaritra ny nataony sy maha te hidera ny zavatra vitany kanefa tandremo fa olombelona ihany izy ka sao dia ho lasa ho tompointsika ho toy ireo lazaina fa olo-masina koa :D


Ilay izy ry Majesty dia nomen'Andriamanitra antsika
tsy an-kanavaka ny zavatra rehetra, raha ny marina tsy miangatra angamba Atra, donk remise en question ihany ny teninao hoe nomen'Atra azy koa ny "fahafahany nanao izany asa izany" , fa tsy nomen'Atra, ny hafa?...Tsia.
Fa samy nomeny talenta avokoa
samy andrandraina hamokatra koa!
toa voninkazo kanto sy manitra
Ho zanaka miendrika ilay Andriamanitra!

Ny hoe tompointsika!
- Tsy fahafirin'ny karazan'olona tompoin''ny mpino izany: mpitondra fivavahana, mpitondra fanjakana,sns.
Dia tsoriko aza fa vao miha ampiako plus ny "adoration" tokony mbola ataoko @ ity olona ity mitaha @ ireny rehetra ireny:
simple hommage no nataoko dia mampanao sermone-na anao.Fa ny mivavaka @ Atrareo izany tsy mahazo mitia ny olombelona fa izy ihany?...
Ny didin'ny baiboly hoe "tahaka"azy aza hadino.
Ary ny hoe raha misy tia ny.. mihoatea ny fitiavany ahy: on n'est pas là!



20. tywa68 ( 27/01/2007 07:33)
Finoana arahin'asa ny an'i Abbé Pierre ary tsy nisy fanavahana hoe i ranona ihany fa zay nanantona azy dia nampiany @ zay teo am-pelatanany !
Tsy nisy niteny hoe ho tompoina izy fa tsaroana alaina tahaka @izany fitiava-namana izany.
Izay mpanenjika eto dia efa fomba fanaony zany ary raha handika baiboly nefa tsy mampiantra an'izany dia mihevera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725