good bye (mika sy franklin davis)

1. dylan007 ( 25/01/2007 07:11)
milay sady manome feeling ny mihaino azy eh ,
fanja andriamantena no nanoratra ilay izy
raha mahaliana anao dia alefaso ny mailaka dia omeko anao ny parole ny
ôkay:wink:
novalian'i tiffaine ny 08/02/2007 07:46
2. Ysag ( 25/01/2007 10:04)
Marina be e
Tena Feeling be na izy roalahy aza surtout le rasta le mitsiky be hihihi tsara nisy e
kara Bob marley e

M
3. tiffaine ( 08/02/2007 07:46)
salu dylan!!! za mbo mila an'lé parole:good bye d sao d manana CD enao? met amko mits!!!!
ty ny mail: kzia_rachel@yahoo.fr
merci d'avance!!!!! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2104