hira Melky (pazapa)

1. microcebe ( 24/01/2007 07:01)
Manahoana doly nareo e !! tiko be ry reto ilay hiran'i Melky (pazapa) mande @ télé iny foana an !! ka ra mba misy manana iny hira iny na de ny toniny fotsiny aza de mba mangataka @nareo handefa azy aty @ko :roll: misaotra mialo ooooo :wink:
novalian'i microcebe ny 25/01/2007 13:56
2. Simpona ( 24/01/2007 15:55)
mahafatifaty kosa le anarana an, saika nitovy am Simpona :roll::roll::roll:

Za kou zao miandy io hira io:?
3. nyantranirina ( 25/01/2007 10:57)
Tiako be koa akia io hira io an:P! fa aleo fa omeko anjy ny tonony fotsiny:wink: any an!!(l)
IANAO NO TIAKO
Izaho te hahita ano (2fois)
Te ho any (2fois) aho raha azoko atao
Dia ny hiaraka aminao

Izaho te ho any aminao (2fois)
Izao dieny izao aho raha sitrakao
Dia ho eo anilanao

Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
F'izaho tena tia
Niandry foana aloha tena tsy sahy nilaza
Sao voafitaka ny foko
Efa mafy tena mafy e! raha sanatria sangisangim-pitia
Tsy ho tanty tsy ho tanty e! raha sanatria ianao mody tia

Mba ilazao dieny izao (2fois)
Ilay fitiavanao sao sangisangim-pitia
Dia izay rehetra ao am-ponao ao

Izao hilaza aminao (2fois)
Fa raha ny sitrako raha mbola zo atao
Dia ianao no tiako

MELKY:*(l)
4. microcebe ( 25/01/2007 13:56)
nyantranirina:

Tiako be koa akia io hira io an:P! fa aleo fa omeko anjy ny tonony fotsiny:wink: any an!!(l)
IANAO NO TIAKO
Izaho te hahita ano (2fois)
Te ho any (2fois) aho raha azoko atao
Dia ny hiaraka aminao

Izaho te ho any aminao (2fois)
Izao dieny izao aho raha sitrakao
Dia ho eo anilanao

Tsy ho zakako intsony raha kobonina ao am-poko
F'izaho tena tia
Niandry foana aloha tena tsy sahy nilaza
Sao voafitaka ny foko
Efa mafy tena mafy e! raha sanatria sangisangim-pitia
Tsy ho tanty tsy ho tanty e! raha sanatria ianao mody tia

Mba ilazao dieny izao (2fois)
Ilay fitiavanao sao sangisangim-pitia
Dia izay rehetra ao am-ponao ao

Izao hilaza aminao (2fois)
Fa raha ny sitrako raha mbola zo atao
Dia ianao no tiako

MELKY:*(l)


Misaotra betsaka aky an ;) :-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066