mitady olona manoro hevitra

1. bakobakoro ( 24/01/2007 06:38)
bonjour;mba hanontany ireto zay mahalala;te hamoka auto avy aty europe aho nefa tsy mahay ny fandehany.Ka mba manontany anareo izay mahay anio affaire io mba ampio havitr'aho surtout zay mahalala olona mpamoka auto(fiara) aty dago.Misaotra
2. fasaly ( 24/01/2007 07:07)
rehefa handef fiara enao de mamaeno tts, fidina ny hamoahanao azy na mahajanga na tamatave ohatra
misoratra am ttsa nandefasana azy ny fahatongavan'ny sambo any madà, de kendrenao amin'iny ny handehanana any am port de any ndray mantona ny mpiandraikitra tsy sarotra e! mivonona am vola famohana fotsiny iny fa anionatanio sur place....aleo avoaka normaly fa lay manao afera hoe mahavita mamoka ireny no tena mamely maka vola be!:wink:
3. bakobakoro ( 24/01/2007 15:38)
manaona fasaly:misotranao nanome hevitra marina ny anao aleoko alefa @ sambo :wink:
4. babany ( 24/01/2007 16:52)
tandremo dia tandremo fa sarotra ny fandefasana fiara any dago zao. Lafo dia lafo ny douane.
Misy fomba fi-calculer-na azy io ary any cote d'ivoire mihintsy no halefa ny dossier.
un homme avertit en vaut 2, une femme en vaut ...
5. jefra ( 24/01/2007 17:35)
bakobakoro:

manaona fasaly:misotranao nanome hevitra marina ny anao aleoko alefa @ sambo :wink:

Hay ve saika halefanao roplanina :wink: Azo atao raha nahazo tam lotto :lol::lol:

Tsy misy hanaovana risoriso/aferafera ntsony hono. Hono ho'aho satria efa elabe aho no tsy nandefa ntsony.

Ny procedures no tsy niova.
-Mandefa ilay fiara ianao dia mahazo connaissement.(Io no filazana azy am sambo raha LTA izy am roplanina). Fantatrao am io hoe: inona no entana nalefanao, sambo inona, debarquement aiza.

-Dia maka valeur ianao rehefa avy io. Ity valeur ity no nisy risoriso be fahiny satria miankina am io ny douane. Izao dia kompania vahiny no manome azy io fa tsy ny impecteur doane gasy intsony.
Ny taona nivoahan'ny fiara fotsiny no jerena, fa tsy misy fijerena ilay daba. Mitovy izany ny valeur na Rav4 2001 accidenté, na Rav4 2001 nanao 1000km. Io valeur io+Cout d'envoi(fret)+assuence = valeur CAF (Cout+Assurance+Fret) no ikajiana ny doana. Tsy fantatro ny taux amin'izao fa taloha, raha VP dia 115%, raha V Utilitaire dia 80% n'ny valeur CAF no aloa.

-Dia mandoa doana + magazinage + assurance (hi rouler-na) ianao dia afaka mi-zesita am izay.
6. fasaly ( 24/01/2007 17:50)
babany:

tandremo dia tandremo fa sarotra ny fandefasana fiara any dago zao. Lafo dia lafo ny douane.
Misy fomba fi-calculer-na azy io ary any cote d'ivoire mihintsy no halefa ny dossier.
un homme avertit en vaut 2, une femme en vaut ...


nahoana no ho sarotra???raha alefa am arakalàna ve ho sarotra:wink: lafo foana io na alefa aiza na ho aiza, raha eto frantsa ve zà no handefa azy any cote d'voire alou zay vô mande dago tsy lafo be ndra aza!:wink:
anvers belgik no fandefasana matetika:wink:


7. Bakobako2 ( 12/02/2007 21:00)
=)) =)) =))
8. bakobakoro ( 17/02/2007 18:38)
bakobako2=))=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4769