aferandaomy aferandaomy
1. bazylou
(
23/01/2007 22:32)
fialana sirika ilay aferandaomy atao io satria efa ela no tian'ilay 8 hatao amin'ny avantageny ny fanjakana sy ny lalan, ary lalam-panorenana, ohatran'ny ao amin'ny fjkm ihany e!!:lol::lol::lol:
SAmy nanova daholo izay tonga rehetra teo na iza teo na iza!! hany ka tsy mahagag raha firenena tsy stable mihitsy madagasikara! dia imehezan'ny olonafotsiny avy eo fa lany andro amin'ny fangatahana!!

novalian'i fijo ny 26/01/2007 05:58
3. Solitikabe
(
24/01/2007 02:53)
Za koa Rabazy miombokevitra aminareo amin'io an
Ny efa eo aza tsy ampiharina amin'ny tena izy. Dia ampiana na analana ahoana indray? Lany vola amin'io indray nefa raha io no anaovana zavatra hafa asa angaha

5. jefra
(
24/01/2007 17:00)
Io indray dia samy nanao fanovana/referandaoma hiarovana ny fijery/seza daholo izay nandalo teo:
-Zafy tam 95 satria tsy nifanaraka izy sy Ravony ary akamany no tiany ho PM fa tsy ny AN no manendry azy. Io no nipoiran'ny repoblika faha III
-Deba tam 98 satria moramora tam AN ny nanongana/empechement ny prezida ka dia nohamafisiny ny sezany.
-Tsy afa-nihetsika Ra8 tam 2002 satria na ny fahefana noraisina aza tsy neken'ny olona. Manamafy ny toerana ho an'izay mitondra koa moa ny lalana velona. Hita koa anefa fa ilay resaka province autonome no saika namoa-doza tam saika hisitahan'ny faritany. Ny olana 2002 no nanohanany ny rafitra region mora fehezina kokoa noho ny province.
-Izao izy (Ra8 ) vao tena tafapetra afaka manao izay tiany hatao. Lojika raha mikitika ny rafitra foibe hifanaraka am tiany/fijeriny izy.
Ny tsisy mpiresaka (hatram izao), nisiana ady hevitra be tam 98 (hevitry narovan'ny MFM, i Deba no te hanova), dia tokony hisy fandraisana anjara mihoatra ny 50% vao manankery ny fanovana rafitra foibe. Niady mafy an'io i Manandafy fa tsy tody. Dia tena latsaky ny 50% ny taux de participation tam 98.(48% angamba izy izay raha tsy diso ny fitadidiko) kanefa dia OK.
Amiko dia mahazo manova izay te hanova, fa tokony hahazo fanekena avy amin'ny maro. Ka tokony hihoatra ny 50% ny mpandray anjara vao ekena ny fanovana. Raha ny lalana misy ankehitriny anefa, na dia olona 100 ihany aza no mifidy ka nanaiky ny 50,0001% n'ny vato manankery, dia manankery ny fanovana.

6. fijo
(
24/01/2007 22:02)
jefra an,raha samy hanao izay tiany toa io,dia marina ilay voalazan'i bazy hoe tsy ahatoky anao ny mpamatsy vola vahiny.
ny tsara dia izao,hakana hevitra ny hery sosialy rehetra."politika,fikambanana,mpandraharaha sns"dia ezahana aravina ireo.manana olona mahay momba ny lalampanorenana tsara isika.hafaka mandravina ireo.de io no ajoro,ka na za no tonga eo na bazy ,na ra10.dia ny manaraka an'io no atao.ary raha misy kely"mety hitranga izany"tsy mifanaraka amin'ny vaim potoana,dia izay andalana izay ihany no aravina,fa tsy ny rehetra no hovan aisaky ny miova izao.

7. bazylou
(
25/01/2007 00:22)
dia ianareo rehetar ireo ve dia mihevitra fa hanao izay voatapakiny rehetra sy lanin"ny vahoaka ilay 8 io ?? toa impossible izany fa fanakonana fika sy baolina fotsiny io!!
Tsy maintsy novana io satria mba tia hanao 25 ans koa le8:lol::lol::lol:

9. kitjo
(
26/01/2007 03:26)
oh mba tiko kosa aloha ra avela elaela eo lery e...
le "Lalantsika" manko tohizana kanefa tsisy fitsaharany k azay mahatody lavitra be fts