vous donnez trop d'importance à ce petit DEBA, fatigué,nul

1. tezitra ( 23/01/2007 15:44)
izay rehetra manohitra andravalo dia DEBA daholo hono

NOUS C SONT DES les citoyens ordinaires: tanora vonona hitondra ary mahalala fa ny olona rehetra mpagalatra,tsy misy azo antoka fa ny système no ndao hovana, c la loi qui fé l'homme, mé pas l'homme qui fé la loi

EN MUSIC LE SILENCE EST ENCORE DU MOZART. MAIS EN POLITIQUE ni le SILENCE, ni le critique N'est PAS TOUJOURS DU DEBA

1-SINON izay manohitra dia deba;

2-IZAY MANOHANA AN'i RAVALO (FIFFI, LAGOON; LAMIE, FIJO,HERY, KITJO, XXX, ROBERT, EXDADABE,PATRICK 2002, ainga, ...) DIA MPIASA NY AMBASSADE SY BIANCO VOKY DAHOLO

C NUL C TROP BINAIRE

SEUL LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
novalian'i fijo ny 31/01/2007 22:50
2. scorpion ( 23/01/2007 16:03)
reveo manja ny fiainana fa aza dia miasa saina loatra e :°) :^) ;-), sao lazain'ny olona fa tezi-tezi-poana eo!:P
3. Robert ( 23/01/2007 17:18)
Io ry tezitra, rehefa miteniteny foana ise de tsy misy handray sérieux ny zavatra tenen'ise eo..

Ny fitiavana tanindrazana no tokony aseho eto fa tsy ny fanatisme na tsy fitiavana an-Dra-8.

Tokony fomba fijery makalala no atao, vao manao fanohanana na tsikera..
4. kitjo ( 23/01/2007 18:01)
wow
nahazo asa za....ho arahim-bavanjy e!!!
5. lagoon ( 23/01/2007 18:32)
tezitra:

izay rehetra manohitra andravalo dia DEBA daholo hono

NOUS C SONT DES les citoyens ordinaires: tanora vonona hitondra ary mahalala fa ny olona rehetra mpagalatra,tsy misy azo antoka fa ny système no ndao hovana, c la loi qui fé l'homme, mé pas l'homme qui fé la loi

EN MUSIC LE SILENCE EST ENCORE DU MOZART. MAIS EN POLITIQUE ni le SILENCE, ni le critique N'est PAS TOUJOURS DU DEBA

1-SINON izay manohitra dia deba;

2-IZAY MANOHANA AN'i RAVALO (FIFFI, LAGOON; LAMIE, FIJO,HERY, KITJO, XXX, ROBERT, EXDADABE,PATRICK 2002, ainga, ...) DIA MPIASA NY AMBASSADE SY BIANCO VOKY DAHOLO

C NUL C TROP BINAIRE


SEUL LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT


:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


Mba vérifier-o aloa ilay source-nao fa tena tsy miasa @ ambassade na Bianco ny tenako e.


6. kitjo ( 23/01/2007 18:36)
ka nahazo asa vaovao isika ry lagoon hono fa tezitra ry zareo an....

:-D
7. lagoon ( 23/01/2007 18:48)
:-D:-D:-D
8. ainga ( 23/01/2007 19:21)
Omena an'i Romotra ve ny adiresin'ny Institut Pasteur e ? Mahasoa ny vakisiny ! euh... Hay moa efa tara loatra, ianareo efa andairan'ny haromotana ka tsy avotra intsony koah !:P:P:P
9. fijo ( 23/01/2007 23:44)
omeo haingana io adresy io hitondrana azy fa sao hanairana eto io kle
10. xl ( 24/01/2007 06:55)
ANTSY MARANITRA NO TSARA OMENA ANIO HIF.....NY
11. xxx ( 24/01/2007 10:28)
tezitra:

NOUS C SONT DES les citoyens ordinaires: tanora vonona hitondra ........ fa ny système no ndao hovana
SEUL LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT


dia mba iza koa hono no anaiky ho entin'i tezitra, ary naninona no tsy nilatsaka ho fidiana sa nataotra ny hitsimpona 0,00001%, i bazylou sy ronaldo ihany nangamba no hanaraka anao, ireny koa mantsy tondro maty mamofona toa anao, miara midofaka any nareo rehetra, dia mijanona any @zay misy anareo any fa ndrao manamaimbo tanana aty fotsiny, ny anay aty ny fampandrosoana an'i M/kara no imasoana fa tsy fandrebirebena ny saim-bahoaka toan'ny ataonareo very fihinanana. Ny "by -pass" izao razoky no vaovao farany eto amin'ny tanana ary mbola mitohy hatrany ny lalantsika, malahelo ihany ny tena mahita ny malagasy toa anao miniha mipy maso tsy mijery ireo ezaka maro vita tao anatin'ny 5 taona, nefa akory atao fa efa nofidianao ny anara-drenirano ny trondro maty koa dia veloma ry saidomara

12. kitjo ( 24/01/2007 11:10)
aoka marina!!!!
13. fijo ( 24/01/2007 22:04)
tsy misy trondro maty kosa aloha eto e,na dia tezitra be aza izy.
fa marina ny filazana fa misy minia tsy mahita ny fiovana isika malagasy
14. xxx ( 25/01/2007 00:18)
SEUL LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
ry zareo ihany anie no namoaka an'io fitenenana io é!!!!
15. fijo ( 25/01/2007 23:33)
ry iza kay?
16. akama2006 ( 31/01/2007 11:09)
miarahaba ny rehetra tratra ny taona!

aza omena importance i debakely (ra8) ...izay no lohanteny,dia hoy aho hoe efa valiny angamba ny post misy isankarazany nanomboka t@ élection fictive iny fa dia ny pro sy pour no mameno forum ,izany hoe ny mipasoka sy manindra indra ny zavatr ataony sy tena vitany izy irery,ilay surhomme,elite,niandrasany mpomba azy!:D:D:D

misy mampitaha azy aminy tsiranan aza moa!tsy hiako loatra hoe inona aloha no hitovizany fa raha zavtra vita sy vidimpiainana tsy ny eny ampaladia akory! ka avelao hansoaso ny messiah ny ry zareo fa izy tenany ihany no hanejika ny azy afara!:roll::roll::roll:

fa rahoviana aloha ny boky mena bis e?:-D:-D:-D
17. fijo ( 31/01/2007 22:50)
tsika tsy mila boky mena ka,asa mivaingana ny antsika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0447