nofy ve mety ho tanteraka?
2. naughtyboy
(
22/01/2007 17:07)
eny sy tsia,tsy izy rehetra akory fa arakarany.Oh ie,nanofy za oe tsy mety mijanona manofy aho isankalina de tanteraka.Tsia ,satria tsy zay nofisiko rehetra tao de tanteraka daoly indrisy..
3. Zina
(
22/01/2007 19:02)
Ny nofy rehetra izay mba niriko dia tanteraka doly... tena mahagaga mihitsy tsy tonga anefa dia tanteraka eo ny eo fa indray2 1 taona, 3, 4, 5 taona.
4. simplex
(
22/01/2007 20:27)
valiny: ie satria ra mety tanteraka izy d mety tsy ho tanteraka koa izany :°):roll:;-):-P
t@ mbola kely zay nisy nilaza hoe aza tantaraina ra tiana ho tanteraka. Mety le izy indraindray fa le mifanohitra aloha no tena tsy mety e. Manonofy enao hoe bedy be, tonga d tantaraina haingana fa eeee mbola bedy ihany :lol::lol:
k zay le izy e. Isika, tsy haiko hoe @ maha olombelona nga, d maniry ny hoe nofy tsara (reve) mba ho tanteraka kanefa koa tadidio fa misy ny nofy ratsy (cauchemar), tokony ho tanteraka ve izy ireny sa ahoana? D aleo izany tsy misento @ nofy fa ze tokony hatao hatao ra te hanatanteraka zavatra iray. Na nofy io na cauchemar refa vonona ny hanao zavatra enao, d efa mbo manana chance bebe kokoa aloha izay.

5. sitlo
(
23/01/2007 06:18)
Izaho aloha tsy mahatoky nofy izany eh. Aleo izay eo no ihainana. Ny ezaka no atao be.
6. fasaly
(
23/01/2007 07:09)
mety ho tanteraka ny nofy fa tena rare be mitsy fa ny resaka natao na ny zava nitranga no matetika lasa tanteraka ao am nofy! ohatra nireska virus foana zà tamin'ou tamity semaine ity de nanofy aho hoe tratran'ny virus hono ny pc ko ka nivoarahotsana be zà hoe tsy ho afaka mi forum tsony:?:cry: soa fa nofy ihany:°):-D
7. kelly13
(
23/01/2007 14:57)
tena gravy raha tateraka ny nofy fa efa feno "kk" ny lohako ra izany hihihihi
8. rakaroka
(
23/01/2007 17:01)
Misy nofy "accessible" hono!Dia niainana, dia sady tena nofy no tena marina!
9. andry08
(
23/01/2007 17:18)
ny nofy mety ho tanteraka nadia miandry fotoana ela aza fa ny fantasme tsia.
10. simplex
(
23/01/2007 17:51)
ok
ao anaty nofy ndray zany no tsy maintsy hi-fantasme ra zany no fandehany :roll:8)
ao anaty nofy ndray zany no tsy maintsy hi-fantasme ra zany no fandehany :roll:8)
11. fasaly
(
23/01/2007 19:09)
andry08:
ny nofy mety ho tanteraka nadia miandry fotoana ela aza fa ny fantasme tsia.
ny fantasme ndray ve no tsi aky ry andry:roll::°):wink: mbola tsy nanatateraka fantasle zany njy ve:wink:
12. degree
(
23/01/2007 23:31)
Inona marina moa no atao hoe nofy, amiko ny nofy dia tamberin'ny eritreritra,izany hoe misy zavatra izay noeritreretin'ny sainao tany aloha tany,mety zvtra nirinao izy io nefa tsy nety tanteraka ,ankehitriny anefa dia niverina mora2 tao antsainao izy io ka niseho t@ endrika nofy,mety efa ny fieritreretanao azy mba ahazoanao azy anefa no nampiverina azy io dia indro tokoa moa fa azonao ilay zavatra aty aoriana dia lazainao sahady fa marina ny nofonao ka tanteraka,misy koa tsy azonao mihitsy izy io dia lazainao indray hoe tsy tanteraka ilay nofy
Raha bangohina izany dia mety ho tanteraka izy io nefa tsy dia miseho @ endrika mivantana koa ary mety tsy tanteraka mihitsy aza
Raha bangohina izany dia mety ho tanteraka izy io nefa tsy dia miseho @ endrika mivantana koa ary mety tsy tanteraka mihitsy aza