Za tsy voly, Havana Babaîque

1. toubibah ( 22/01/2007 15:16)
Bonjour daholo,
Raha mba manana tonokira an'i Babaîque ange ianao dia mba omeo ahy e!
novalian'i xxx ny 22/01/2007 23:28
2. xxx ( 22/01/2007 21:14)
babaique o
babaique o
nankaiza ny vary nambolenao o
nohanin ny akoho.

ankoho inona
akoho rony
ron inona
ron akoho.

babaique o
babaique o
nankaiza ny katsaka notsakoinao o
lasa anaty kibo
kibo inona
kibon omby
omby inona
omby vola

babaique o
babaique a
lalalalalala
lalallalalla

mety ve ? tsy manana tonokirany aho fa nosoratako ho anao io. :-*
3. pitoussy ( 22/01/2007 21:25)
:-D:-D:-D
4. xxx ( 22/01/2007 21:56)
:twisted::twisted::twisted:
5. xxx ( 22/01/2007 23:28)
xxx:

babaique o
babaique o
nankaiza ny vary nambolenao o
nohanin ny akoho.

ankoho inona
akoho rony
ron inona
ron akoho.

babaique o
babaique o
nankaiza ny katsaka notsakoinao o
lasa anaty kibo
kibo inona
kibon omby
omby inona
omby vola

babaique o
babaique a
lalalalalala
lalallalalla

mety ve ? tsy manana tonokirany aho fa nosoratako ho anao io. :-*


=))


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0564