RAvehivavy be karàma noho ralehilahy dia

1. DONGAKA ( 22/01/2007 07:39)
Ny zavatra voaremarquéko matetika raha ny vehivavy no be karàma kokoa noho i ralehilahy dia manao didikofehy lehibe ary manjakazàka ao antokatrano nefa raha ny lehilahy no bekaràma noho i madama dia tsy misy an'izany
novalian'i xxx ny 10/03/2007 23:08
2. Ralay ( 22/01/2007 10:30)
Tsy marina izany fa raha couple mifanaraka tsara @ arabola dia mirindra foana ny tokatrano na ny lahy na ny vavy no be karama na mitovy² koa ny karamany.
3. vegas ( 22/01/2007 11:17)
diso dongaka tsy marina zany. Miankina amin'olona tsirairay io, misy koa ara bandy manjakazaka sy manao didikofehy lehibe rehefa mandray karama sy midepense be ao antrano. Tsy ny rehetra anefa.
4. xxx ( 22/01/2007 11:38)
Akoho vavy maneno izany, voa roa ihany izy ny farany raha mitohy,
lasa soavaly mianto-bilina...
5. mihary50bis ( 22/01/2007 12:06)
io miankina @ mpivady ihany e ra tena tia anao le vevav tsy koiio e
aza kivy les ra misy tratra an'izany a
mahereza d tiavo ny vady e
6. simplex ( 22/01/2007 12:43)
Dongaka: k ra vao manao an'zay izy d lasa hoe "spons" ny anarany, ny bandy kou fetsy kou :°);-)8)
7. patrick2002 ( 22/01/2007 17:49)
en general aloha dia izany raha donka. Ka ny izy amiko dia aleo izy hanao didi-kofehy ,fa hoany fotsiny ny sakafony dia miala ialahy. :lol:
8. Zina ( 22/01/2007 18:36)
ny ahy ndray ny fantatro dia rehefa be karama ilay vavy dia misy complexe be ilay bandy...
9. patrick2002 ( 22/01/2007 20:08)
Ny ahy indray rehefa be karama ilay vavy dia manao hoe je suis l'homme
10. andry08 ( 22/01/2007 20:36)
l'homme de quoi aloha io e?
11. xxx ( 22/01/2007 20:46)
salmo koa tsy mahatanty an io.
12. xxx ( 22/01/2007 20:56)
tsy mahatanty inn?
13. xxx ( 23/01/2007 06:30)
Dia mba mila mamokovoko kely aloha ny lhl koa. Tsy manaiky resim-bavy izany.
14. fiderana ( 23/01/2007 10:44)
raha matahotra ny amin'izany dia aza manambady vhv be karama na ambony toerana noho ianao fotsiny:miam:
15. xxx ( 23/01/2007 16:55)
ka ny azy dia fierté mal placée fotsiny!
16. bozylove ( 06/02/2007 16:07)
EFA MISY ILAY ATAO HOE FITIAVANA sy hanatsara ny fainanan' ny tokatrano arabola mba hanaovana izay mafinaritra, Miaraka mitady sy miary ny zavadehibe. Miadana ny tokatrano fa tsy sahirana. Na be vola ny vehivavy noho ny lahy, efa mifanaraka @ gestion ny vola izay no zavadehibe koa : asiana compte communne ho any tokatrano , raha vavy no be vola normal izy manome vola bb koa (et viceversa), dia samy manana compte individuel-ny @ nizay manao izay tiny @ volany. Ny compte communne araka ny hifanrahin'ny mpivady na lahy na vavy no mi gerer compte communne, fa kosa samy afaka manaramaso ny compte communne na lahy na vavy.
Love no tena base rehetra e :)
17. Ralay ( 06/02/2007 16:39)
Mitady vhv be karama mandray eo @ 50euro par mois eo sady manana trano sy daba dia ampy ahy :-D:-D
18. bozylove ( 07/02/2007 11:48)
:-D mr ralay kosa e :-p ary inona mba entinao nao anilay vehivavy hono, ny azy 50 euros ary ny anao firy euro??? :-p
19. bibiango ( 05/03/2007 14:02)
amiko aloha izany tsy misy koa e! ny tsy miasa aza efa tsy fidiny ko
20. xxx ( 10/03/2007 23:08)
Mahagaga mihintsy fa raha vao misy tsy mety @ tokatrano dia izao foana no heno :
- ka ilay vehivavy no mampiditra vola betsaka koa
- ka ilay vehivavy no zokiny koa
- ka ilay vehivavy no nikôty azy koa
- ka ilay vehivavy tsy mihetsiketsika koa
- ka ilay vehivavy ...

... dia rehefa atambatra ireo dia lasa hoe ka ilay lehilahy ve.....a koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4043