mitady psi

1. xxx ( 20/01/2007 23:20)
izany hoe ho an'i bazil
novalian'i xxx ny 03/02/2007 14:50
2. tywa68 ( 21/01/2007 09:43)
tsy mila psi izy f'efa betsaka ny namana miresaka aminy ê !:wink:
3. diamondra27 ( 21/01/2007 13:28)
fa maninona bazyl no mitady psy?
4. fasaly ( 21/01/2007 14:03)
saode hoe spy???:roll::roll::-D
5. booboo ( 22/01/2007 13:04)
xxx > :-D:-D:-D
6. xxx ( 22/01/2007 21:05)
zah psy...

omena fanafody fampatoriana mandritra ny roa taona izy de vehivavy gasy no mpikarakara azy. dia raha tsy tiany ilay vehivavy gasy dia amapanaovina maska sobakaka mitranga lela.
7. niryna ( 26/01/2007 17:17)
xxx:

zah psy...

omena fanafody fampatoriana mandritra ny roa taona izy de vehivavy gasy no mpikarakara azy. dia raha tsy tiany ilay vehivavy gasy dia amapanaovina maska sobakaka mitranga lela.


:roll::-D:-D:-D
8. xxx ( 03/02/2007 14:43)

tsy haiko aloha psi momba ny inona no tadiavianao fa misy vazaha vavy zay eo Ampandrana akaiky ny mpivarotra saosisy io ny cabinet- ny ary sur rdv fa tsy tadidiko ny anarany ,nisy fotoana aho mantsy nanana olana ta@ zanako de nisy nanoro tao ,tsy ankizy ihany satria zay no betsaka mankao fa na olon-dehibe ary, juste akaiky pivarotra io , vavaahdy mainsto izy zay de fara'ny ambany ny misy azy , asa anefa raha efa niova fa anontanio eo fa mety fantatry ny olona ihany , tsy de lafo loatra ny prestation -ny , ny séance met ho lava mety ho fohy miankina @ pbm
9. xxx ( 03/02/2007 14:50)
mba arao ihany sao dia mahasoa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1498