Tandremo fa misy virus mahery vaika....
1. lemenakely
(
20/01/2007 13:30)
Araka ny vaovao hita etsy sy eroa dia misy virus de la tempête, mody fiche joint ilay izy fa tena manimba zavatra tokoa efa anarivony ny ordinateur tratra indrindra eto EUROPE
novalian'i ririmena ny 25/02/2007 10:36
3. Fiffi
(
20/01/2007 14:14)
ka raha maharay mail @ olona tsy fantatra de hita fa misy fiche-joint tondé tsy sokafana ....
4. lemenakely
(
20/01/2007 16:01)
"storm worm " na vers de la tempête no anarany ary ity ilay fichier joint : "230 MORTS ALORS QUE LA TEMPETE FRAPPE L EUROPE"
azo jerena ao @ page d'accueil ao @ yahoo ny momba azy ity
azo jerena ao @ page d'accueil ao @ yahoo ny momba azy ity
8. Tokinao
(
25/01/2007 19:14)
Tena samy vao nahazo ny ordi-ko daholo io brontok sy storm worm io fa mitandrema tokoa! Tandremo ihany ireny mi-telecharger film, na hira, na logiciel ireny e! indrindra raha ratsy configuration ny anti-virus.
9. xxx
(
26/01/2007 16:56)
Nareo ve tsy mieritreritra hoe mety ny mpanao antivirus ihany no manamboatra ny virus?
11. pissoa
(
26/01/2007 18:13)
xxx, ie ! tsy hoe izy rehetra angamba ... fa toa lojika be ho an'ny mpitady vola fotsiny ny hoe foronina ny aretina mba ho betsaka ny mpividy ny fanafody :-D:-D:-D
12. livio
(
31/01/2007 08:49)
misy virus maka endrika écran de veille ny forme-n'ledala (manana extention de fichier .scr) na dia fantatra tsara izao aza fa tena fichier word ohatra ilay nitehirizanao azy, izany hoe tokony ho hanana extention .doc; raha vao entinao anefa io fichier io ka ho sokafana amin'ny solosaina misy anti-virus dia lasa mivadika ficiher autocad. izany hoe tsy considéré-n'lay anti-virus comme étant un virus le izy ka afaka misokatra ihany. fantatsika am'izany fa raha afaka nisaokatra lay izy efa tafiditra ihany koa amin'ny solosaina hafa ::roll:
13. wooda
(
18/02/2007 02:57)
xl,anisany voan'ny kotnorb ny aty eh! fa ity virus vao² ity no mbola tsy hitako fa misaotra mialoha nampilaza :)