Izao e..

1. xxx ( 19/01/2007 17:41)
"..one powerful group of elitists in society has already chosen the book it insists is the most horrible and dangerous book on the planet. This influential group is now mounting an all-out campaign to totally remove every copy of this book off the face of the planet. Moreover, many in the group are demanding that governments everywhere ban this book and imprison anyone caught with it in their possession.

The book they most want banned and criminalized is none other than the Christian New Testament. The elitist group seeking its destruction and removal from society? I refer, of course, to the Jews and to their Judaizer-Gentile/Atheist/New Age fellow travelers. Yes, the Jews are enraged that the New Testament even exists.

The clamor from powerful Jewish lobby groups, rabbis, and Judaizers is at a peak now. From every quarter, the haters of Jesus' New Testament can be heard, slamming, defaming, and slandering the New Testament. To them, the New Testament is a vulgar literary production, responsible for mass murder and hatred on an unparalleled scale. It is, they allege, "bigoted, hateful, anti-Semitic, and dangerous." The New Testament must be done away with...and soon.

Jereo eto:

http://conspiracyworld.com/web/Articles/jews_target_christian_bible.htm

**************************

Miala tsiny be dia be aloha @ teny anglisy. fa ezahiko lazaina amin'ny teny gasy ny tiako ambara.

Raha adikako amin'ny teny fohy dia manao izay handravana sy hanimbana ny tenin'Andriamanitra (testamenta vaovao) ny jiosy (rabbi,mpahay lalana jiosy..)/tsy mino an'Andriamanitra/mpanaraka ny New age philosohy/... izay ireo mankahala an'i Jesosy Kristy Zanak'Andriamanitra sy ireo mpanara-dia azy, amin'izao isika manoratra izao.

"Ary dia hatolony ho amin'ny fahoriana hianareo ka hovonoiny; ary ho halan'ny firenena rehetra hianareo noho ny anarako." Matio 24:9

" Ary ho halan'ny olona rehetra hianareo noho ny anarako. " matio 21:17

"Ary ho halan'ny olona rehetra hianareo noho ny anarako; fa izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena." Matio 13:13

"Ary nahita seza fiandrianana maro aho, ary nisy nipetraka teo amboniny, ary nomena fahefana hitsara izy; ary hitako koa ny fanahin'izay notapahin-doha noho ny filazana an'i Jesosy sy ny tenin'Andriamanitra" Apokalypsy 20:4

Ny filazana sy ny fanekena fa mpanota tsy mahavonjy tena ianao kanefa kosa mino fa Jesosy efa maty ho anao ary nitsangana t@ maty nisolo heloka (izay hany lalana tokana hankanesana amin'Andrimanitra), ary ny fanajanao fa mirakitra ny sitrapon'Andriamanitra rehetra io Baiboly io dia tena maha voaenjika anao. ary mety hisy h@ fanapahan-doha mihintsy aza.

Mbola fotoana fiantsoana ireo izay manetry tena eo anatrehan'Andrimanitra fa mpanota tsy mendrika ny hidtra ny fanjakany ary tsy mahavonjy tena nefa kosa manaiky fa Andriamanitra dia tia azy tamin'ny nanomezany ny Zanany lahitokana ho faty hamonjy ny olona rehetra.

" Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao." Jaona 3:16-17.

Mino izany ve ianao?

>>> fitiavana_namana@yahoo.com

novalian'i prime ny 22/01/2007 12:07
2. Fiffi ( 19/01/2007 17:50)
xxx:

" Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay. Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin'izao tontolo izao hanameloka [Gr. hitsara] izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao." Jaona 3:16-17.

Mino izany ve ianao?
Nahoana moa no tsy hino an'zany raha kristiana sady efa voalaza ao anaty baiboly avokoa ireo ?
(fa atao inona io adiresy mailaka io ?)


3. jhouhlambout ( 20/01/2007 00:25)
ié:@
4. cutie ( 20/01/2007 01:35)
ie 8)
5. prime ( 22/01/2007 12:07)
Raha mikasika ny jiosy no fototra ao ambadik'ity "new age philosophy" ity dia mizara roa ny fahitàko azy :

  1. ny voalohany dia efa hatr@ andron'ny Pontio Pilato no nandavan'ny mpanora-dalàna sy fariseo ary sadoseo (sasany) an'i Jesosy Kristy ho "Mesia"... ary dia mbola hazonin'ny Jiosy maro rahateo izany...
  2. ny faharoa, aoka nefa tsy ho adino fa vahoaka voafidin'Andriamanitra ireo, ary izany rahateo no mbola hanajàn'izy ireo ny lalàm-pisoronana rehetra sy ny didy folo sy ny lalàn'i Mosesy ary ny voasoratra ao amin'ny "Torah" araka ny nandidian'Andriamanitra ny Zanak'Israely rehefa nohafahany avy @ fanandevozana avy tany Egypta, ka mbola anaovan'izy ireo sorona isaky ny sabata...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1599