Ilay olona niarahako taloha sy ny fomba fihetsiny
1. volana2
(
18/01/2007 12:57)
Bnj daholo aloha e!
Inona re no hataoko manoloana an'ilay olona niarahako taloha sy ny syilay olona iarahany ankehitriny ?
Niaraka tao anatin'ny fotoana maro2 izahay ary tena nifankatia tokoa , tiko izy ary izy koa tia zaho , nefa asa na tonga aminily fiteny hoe mahery tokoa ny fitiavana na asa na noho ny fitiavantenan'itony lehilahy itony no nivadihany tamiko satria dia nitondra vehivavy tao antranony izy taminizany , fihetsika tsy nampoiziny koa anefa no tonga taminy tamin'izany satria , tonga dia avy hatrany dia nanaiky azy le vehivavy ary tsy nanaiky raha tsy nanaraka azy antranony , asa koa na ilay vehivavy no mora atao na ahoana,
Tena fihetsika tsy nampoiziko anefa io nataony io .........tsy ho ary tanisaina eto ny zava-nanjo ahy ary na izy aza dia very hevitra mihitsy , ilay vhv io dia senddra nandalo teto tana no hitany ka teo no nifanojoany , nody ary le vhv après 4 jours satria vita ny nataony ary ilay lhlhy kosa namangy ny fianakaviany tany ambanivohitra alavitra tany
Teo moa dia tapaka ny hevitro fa tsy hiverin-dalana hiverina aminy mihitsy izaho satria dia tena tsy tatiko ary le vhv moa dia nanatena be azy , ary dia notsofiko rano moa izy
NY ZAVATRA ATAONY AMIKO ANEFA DIA MBOLA TSY MANAIKY IZY FA DIA MIATSO AHY FOANA ISANANDRO SATRIA NY TRANONAY MOA DIA MIFANILA EFITRA . NY VHV IO NEFA DIA AO ATRANONY FA DIA MANGALATRA LALANA HO AO AMIKO FONA IZY, ZAHO MOA DIA TSY TE HIADY FA ALEOKO NANGINA SADY IZAY NO METY NEFA IZY DIA MIESISITA FONA HOE OMEO FARANY HOE IZY, TSY HAIKO KOA IZAY ATAOKO AMINY LE VHV IO, LAZAIKO AMINY VE AMIZAY MADIO NY SAINY SA TSY HO LAZAIKO ? SATRIA IZY EFA MAHALALA IHANY HOE SIPAKO TALOHA IO LHL HO VADINY IO , IZY INDRAY DIA MITENY AMIKO MIHITSY FA TSY HAIKO IZAY AO AMPONY , ILAY LHL IO ANEFA DIA MAHASAHY MANAO FORCE MIHOROKA AMIKO REFA MIDITRA AO AMINAY IZY ? KA AHOANA RE NY FIHETSIKO MANOLOANA AZY E?

novalian'i volana2 ny 19/01/2007 05:55
2. diamondra27
(
18/01/2007 15:35)
tena milay be le film an! feux de l'amour2:lol:
ataovy hoe: tsy ianao no iharan'ilay zavatra dia ianao ihany no afaka hamaly azy.
Alaivo sary antsaina ary aza asiana sentiment mihintsy hoe ianao le izy
misy lhl sy vhv niaraka, nampiditra vhv antrano izy de lasa mpivady ry zareo; de le lhl manoroka forcé le sipa1 nefa ny vadiny atsy anefitra, sady @zay mangata adieu , hena farany. Mety v ny ataony, de inon no tokony hatao?
Efa fantatra fa tsy hiaraka intsony fa we faisons l'amour avant de nous dire adieu, de valio @zay.

3. xxx
(
18/01/2007 15:37)
Enao nga mbola tia azy?
Raha mbola tia azy enao de mbola sarotra aminao ny handa azy. Fa ny tokony ataonao de miala tsimoramora aminy. alaviro izy ary ezaho ny tsy hihaonanareo. Na ilazao tsotra izy hisafidy ny hiaraka aminao sa @ le ray.
Raha te hiala aminy enao de tadidio daholo fotsiny ny zavatra ratsy nataony taminao rehetra.

4. tracy
(
18/01/2007 19:45)
volana2:
Bnj daholo aloha e!
Inona re no hataoko manoloana an\'ilay olona niarahako taloha sy ny syilay olona iarahany ankehitriny ?
Niaraka tao anatin\'ny fotoana maro2 izahay ary tena nifankatia tokoa , tiko izy ary izy koa tia zaho , nefa asa na tonga aminily fiteny hoe mahery tokoa ny fitiavana na asa na noho ny fitiavantenan\'itony lehilahy itony no nivadihany tamiko satria dia nitondra vehivavy tao antranony izy taminizany , fihetsika tsy nampoiziny koa anefa no tonga taminy tamin\'izany satria , tonga dia avy hatrany dia nanaiky azy le vehivavy ary tsy nanaiky raha tsy nanaraka azy antranony , asa koa na ilay vehivavy no mora atao na ahoana,
Tena fihetsika tsy nampoiziko anefa io nataony io .........tsy ho ary tanisaina eto ny zava-nanjo ahy ary na izy aza dia very hevitra mihitsy , ilay vhv io dia senddra nandalo teto tana no hitany ka teo no nifanojoany , nody ary le vhv après 4 jours satria vita ny nataony ary ilay lhlhy kosa namangy ny fianakaviany tany ambanivohitra alavitra tany
Teo moa dia tapaka ny hevitro fa tsy hiverin-dalana hiverina aminy mihitsy izaho satria dia tena tsy tatiko ary le vhv moa dia nanatena be azy , ary dia notsofiko rano moa izy
NY ZAVATRA ATAONY AMIKO ANEFA DIA MBOLA TSY MANAIKY IZY FA DIA MIATSO AHY FOANA ISANANDRO SATRIA NY TRANONAY MOA DIA MIFANILA EFITRA . NY VHV IO NEFA DIA AO ATRANONY FA DIA MANGALATRA LALANA HO AO AMIKO FONA IZY, ZAHO MOA DIA TSY TE HIADY FA ALEOKO NANGINA SADY IZAY NO METY NEFA IZY DIA MIESISITA FONA HOE OMEO FARANY HOE IZY, TSY HAIKO KOA IZAY ATAOKO AMINY LE VHV IO, LAZAIKO AMINY VE AMIZAY MADIO NY SAINY SA TSY HO LAZAIKO ? SATRIA IZY EFA MAHALALA IHANY HOE SIPAKO TALOHA IO LHL HO VADINY IO , IZY INDRAY DIA MITENY AMIKO MIHITSY FA TSY HAIKO IZAY AO AMPONY , ILAY LHL IO ANEFA DIA MAHASAHY MANAO FORCE MIHOROKA AMIKO REFA MIDITRA AO AMINAY IZY ? KA AHOANA RE NY FIHETSIKO MANOLOANA AZY E?
Volana 2
raha ny hevitro aloha dia avelao tanteraka ilay lehilahy fa rehefa anjaranao izay anie izy ka tena tsy misy mihitsy ny olana nade misy vehivavy tsara tarehy sy tsara bika sy manampahaizana aza manodidina azy dia tsy mampiala azy aminao mihitsy e.Ka hoy angamba ianao e ka izy anie tiako izaho tia azy e ...fa misy zavatra tsy azo e
Teny tsotra sady manakery no lazaiko aminao angataho ami\'andriamanitra @ alalany vavaka tsotra fotsiny ny anjaranao,dia hoy ianao hoe ahoana ilay vavaka dia hoy aho aminao hoe ohatran\'ny ianao mangataka zavatra @ dadanao na mamanao.io vavakao io dia tsy hivaly eo no eo fa mety amabolana na amantaona na noa afaka adin\'ny iray ; fa ny fanampahakevitrao tanteraka @io lehilahy io no hivalian\'izany haingana na tsia .Ny tantarako mantsy dia mitovitovy ny anao koa saingy ankehitriny aho efa nahazo ilay anjarako .folo taona lasa aho nanana olontiana efa niaraka 4 taona teo ho eo izahay ny roa taona voalohany ihay izy no tsy nampirafy ahy ny ray sy reny ny roa tota moa dia mifankahazo tsara ,nanomboka tratrako aza izy nmpirafy ahy dia izao no valinteniny hoe fanalako andro fotsiny ireny fa ianao no tiako lasa taty ampitandranomasina moa aho nianatra ...fa tsoriko @nao fa ny taona voalohany nahatongavako taty ampitandranomasina nanao vodiodry andriamatoa ,mandritra anizany anefa izy mbola makao @ fianakaviako foana foana milaza fa tsisy miaraka aminy fa raha sanatria ka tsy ajara ny anay roa dia ny ray sy reny ko no ataony temoin izay ho vadiany ,vao nisy preuve moa aho izany hoa vita vodiondry izy dia nanomboka nitady olonkafa @ izay aho satria hoe libre tsy nahita teo no hoeo anefa aho tena vizaka tanteraka tsy nitady intsony aho fa hoy ahoe tao @ vavako hoe omeo signe aho andriamanitro mba ahafantarako ilay anjarako, 5 jours après nihaona t@iko ilay anjarako ....taty aoriana tsapako fa ny atony niarahany tamiko dia dehaka @ fiarahmonina
izay aloha fa aza kivy
5. volana2
(
19/01/2007 05:55)
tracy:

tracy
Tena misaotra amin'ny torohevitra nomenao za fa tena maha-fapo tokoa. Ny Tompo anie no hombanao hatrany , ary misaotra an'ireo namana hafa ihany koa namaly , ary mirary soa an'izay mbola hamaly ihany koa .
Fa izao ry tracy an! zaho aloha efa tsy mananam-pitiavana amin'ny fa izy misisika amiko foana , milefa azy za dia mbola sahiny idirana ao an-tranonay foana , soa ihany moa zaho fa isaky ny hariva vao tonga ao an-trano satria miasa dia mba mahalana ny fifanesarenay , fa izao ihany koa : ho lazaiko amin'ny le vehivavy vadiny io ve mba tsy hampiahiahy azy amiko satria zaho manahy sao mbola heveriny hoe mbola miaraka izahay , satria taloha tsy nahafatatra izy fa izao efa nahalala ka tiko mba hazava amiko ny sainy satria zaho dia tsy manana alahelo aminy mihitsy sady tsy ahitako tombotsoa izany , ary miezaka mifandray aminy mihitra aza aho , ka ho lazaiko aminy ve ny tantarako mikasika ny fiarahako taloha taminy le vadiny sa aona ?
Izay fa misaotra indrindra anareo zaho ary mirary soa e!