bonjour daholo,
sao de mba mahafantatra logiciel afaka mampisaraka feo ianao. Izany hoe raha pssible de misaraka ny an'ny 1ère, 2ème, 3ème ary ny 4ème voix raha traité-na aminy, ankotran'ny feo-na instrument. Efa nandramako ny CakeWalk sy ny CoolEditPro, ny MagiX na ny Wavelab fa tsy mmahavita izany. Raha misy anarana hafa moa fantatrao dia mahaliana avokoa.
Merci d'avance.
Clarry
Heveriko ho tsy possible techniquement (satria meme bandes de frequences dia tsy azoko an-tsaina hoe ahoana ny atao). Fa misy foana moa ny maranitra/mahay kokoa.
CoolEdit no fantatro tsara am ireo tanisainao. Nipoiran'ny Adobe Audition. Fa resaka edition sy fanalana bruit de fond ihany no vitany.