Mitady tonon-kira

1. Rakapl ( 17/01/2007 20:43)
Kory aby:D!
Mba mitady tonokira ny tary E:
Toy iza ny fanomboany, ary hira efa ela be izy io:

"Tandremonareo 'reo Zatra mpamitaka
Tandremonareo fa hivondron'izahay
Efa ampy anay 'reo ady saritaka
Nampianarinareo, ka efa hainay EEE!

Ref:
Ireo dinitray re avereno aminay
Ireo taninay re avereno aminay
Ireo volanay re avereno aminay EEEEE!!!
.../...

Siora ry nama avelao ho avy izay hoa vy
Tsy ekena Rabary ..../..."


Sao mba fantatrareo ny TONONY komplE, ny TITRAny, ny TARIKA ?

Mandrampihaona indray ary
Rakapule8)
novalian'i kiriah ny 24/05/2012 11:13
2. Fiffi ( 17/01/2007 21:24)
i ari.malala zao mety mahay an'io....
3. rainilekely ( 23/05/2012 04:16)
"Tandremonareo ‘zay zatra mpamitaka
Tandremonareo fa hivondron'izahay
Efa ampy anay 'reo ady saritaka
Nampianarinareo, ka efa hainay e!
Ary efa nalohanay re ny fanjakazakana
Izao izahay efa miavo-tena
Ary efa fantatray re ny lala-komàba
Avelao izahay avelao f’aza fefena e!

Ref:
Ireo dinitray re avereno aminay
Ireo taninay re avereno aminay
Ireo volanay re avereno aminay EEEEE!!!
.../...

Siora ry nama avelao ho avy izay hoa vy
Tsy ekena Rabary ..../..."

Sao mba fantatrareo ny TONONY komplE, ny TITRAny, ny TARIKA ?

Hiran’ny «Zanak’I Dada» tao Fianarantsoa tao.
4. kiriah ( 24/05/2012 11:12)
Tamin ' ny fotoana ny : "" TSY MAINTSY MIPOAKA NY SAROM-BILANY "" ve zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067