namana ve dia mety raha ho sipa?

1. stefy ( 17/01/2007 10:56)
Za alo kof toetra nefa sipa ka ny koff no tena akamako,tsy tiako anefa ny bandy mivadika amiko,manana namana 1 zay aho ka lazain'ny fianakamsny hoe miaraka izahay nefa diso ny eritreriny satry mpiara-mianatra efa ela zay ka sarotra be zan;mila ny fanampiana avy @tsika ny tenako satry na izy ary de sahy milaza @ko hoe "menatra ny hiaraka @ko ve ianao?",tsy te ho any @dry zareo tsony aho noh izany satry tsy mana-pitiavana azy aho.
novalian'i psiky ny 15/02/2007 16:26
2. Fiffi ( 17/01/2007 11:14)
heu....juste noho izany ve no andeha hanapahana @ le fifampi-namana ? fa maninona raha lazaina tsotra @ zareo fa mpinamana fotsiny nareo de zay ?
3. fasaly ( 17/01/2007 13:01)
tsotra anie izany e! tsssss! lazao azy fotsiny hoe tsika tsy miaraka de vita ny tantara fa in aza ity tsy tia miresaka mivantana ity......:roll:
4. sitlo ( 17/01/2007 15:37)
teneno anazy amin'ny fomba milamina ny marina. Fomba milamina toa izao ilazanao azy izao.
5. Simpona ( 17/01/2007 15:53)
Sli Dawol klou de tratry ny taona fa zao ndray za vao niverina :-*:-*:-*:-*:-*:-*

Tena efa tratran'io miits za fa dia ôtrn ny nataonao izao ny nataon'le sipa.
Sipa tena efa namako be izay no nokotiko, satria tiako izy. Dia nolazainy fa namadika azy hono aho ary hitako nanjary naka distance izan izy. Nanjary tsy toy ny taloha intsony ny finamananay hatram'zao na dia mbola mihaona aza idraindray,
Raha misy anefa sipa mahafantatra ny momba ahy indrindra dia io sipa io no voalohany. Ary ny momba azy koa dia saika fantatro daholo. Izany hoe tena mpinamana be izahay ary io no nahatonga ahy hitsiry fitiavana taminy. Dia tsy azoko hoe mamadika azy ahoana aho???

Izao efa miezaka ny manantona ihany izy fa izaho idray no toa tsy te hamerina ilay finamanana taloha.

:roll::roll::roll:
6. sitlo ( 17/01/2007 16:33)
Nareo koa izany misenina mihitsy. Reveo manja fotsiny ny fiarahana dia izay. Ny antitra ange no tia mitadidy ny lasa mba analany any androny eh. Fa raha tia revin'antitra moa ianareo atao akory.
7. Samoana ( 17/01/2007 17:07)
" Varotra tsy raikitra tsy atao aharatsy fihavanana:D"
8. pissoa ( 17/01/2007 17:10)
Tsss, tsisy resaka fitaka kosa ranga zany an ! Asa aloha e, raha tsy efa nifanafatrafatra hatramy voalohany hoe *** tsy mahazo manao taratara amiko an ***

Rehefa tsy tianao izy, dia teneno tsotra hoe tsy izay le izy, fa aza atao hoe mpamitaka izany fa manjary simbainao hatramin'ny mahampinamana :-*
9. Lalah ( 17/01/2007 18:06)
namana ihany izy io no mivadika sipa avy eo e!
10. cutie ( 17/01/2007 18:11)
Mpandefa : Lalah [ Valio ] 17-01-2007 19:06:25
Lohateny : Re : namana ve dia mety raha ho sipa?
namana ihany izy io no mivadika sipa avy eo e!

ka tsy maintsy zay koa ny fiantombohany :lol:
11. diamondra27 ( 17/01/2007 18:33)
namana tsotra v de mivadika direct sipa, mety mba tsikaritrao ihany ny geste-ny na ny masony mi-desire anao na de ny fihainoany anao sns aza.

mody mihaino ny zistoire andry izy nefa v hikoty ihany no ao antsainy

Possible kosa aloha refa mifankafantatra toetra de mety mila an'ilay iray le ranamana e! zay no maha fitiavana azy.
12. pissoa ( 17/01/2007 20:31)
cutie:

Mpandefa : Lalah [ Valio ] 17-01-2007 19:06:25
Lohateny : Re : namana ve dia mety raha ho sipa?
namana ihany izy io no mivadika sipa avy eo e!

ka tsy maintsy zay koa ny fiantombohany :lol:

K'ita wa :-D
13. simplex ( 17/01/2007 20:41)
cutie:
ka tsy maintsy zay koa ny fiantombohany :lol:

refa vakiana haingana d lasa hoe:
"ka tsy maintsy zay koa ny fitombenany"

:lol:
14. cutie ( 17/01/2007 20:55)
andray
maditra:-D
15. ralos ( 18/01/2007 07:29)
Maninona moa?
Tsy hitako izay olana am zany raha samy itsirian'ny fitiavana izy roa.Fa raha tsy zany dia tsy misy hoatran'ny miresaka tsotra. Sady namana ve d tsy ho hay ny miresaka aminy e!

Milay kosa le fitombenan'i Simplex teo an!( Sôtra e! )
16. pissoa ( 18/01/2007 07:35)
Kay ... fa nojeren'toi ngah ny fitombenan'i simp :-D:-D:-D:-D:-D
17. fasaly ( 18/01/2007 07:56)
aza mba ny fitombean'ny simplex no resahinareo fa .....:roll::-D
18. xl ( 18/01/2007 09:21)
ny akama ihany no azo antoka fa raha vao misy fiarahana tampoka, dia simba foana le fihavanana avy eo, samy efa mana-tompo tsinona dia lasa manala azy fotsiny, dia samy leo avy eo, dia samy maka hoazy, filma efa nandeha foana izany"
19. henrie ( 29/01/2007 13:36)
mety lasa sipa mhts ny namana k , misy ary lasa mpivady mhts fa raha iza alou d tsy misipa @ namako zany za eh .... namana mijanona ho namana ny sipa hafa mhts ....:-:wink:
20. olomalaza ( 30/01/2007 13:14)
za dia manaiky sady tena excitant kosa zany houe efa ninamana dia tampoka eo raikitra tampoka, fa rehefa misaraka avy eo aloha dia aza manantena ny hinamana aminy intsouny e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711