AMPIO ô:activer-na hono ny windows xp ed. familiale sp1

1. xxx ( 16/01/2007 20:16)
Izaho anie zareo mba ampio fa manana ity olana ity e : vao no-formater-ko ny ordi-ko. Avy eo dia nikaroka logiciel d'exploitation tany @ namako za : ka ny hitako dia "windows xp edition familiale sp1". Tsy nisy code ( na serial) d'installation izy io fa teto @ internet no nikarohako "serial d'installation. Koa nandea ihany ilay izy avy eo fa izao : 15 andro ihany no azoko nampiasana azy ra toa ka tsy "activer-ko".

Mila "code" hafa koa io manao "activation" io ka dia tsy nahitako mihtsy.Ankehitriny de dila ilay 15andro, ka tena tsy mandeha intsony ilay "windows xp".

Ka ahoana zareo no mba afaka hataoko mba hi-activer-na an'io "windows xp edtion familiale sp1" io. Na ra tena tsisy hevitra, ahoana no afaka ataoko mba hi-formater-ko ny ordi-ko indray ?

Ny zavatra sisa afaka ataoko @'le ordi-ko moa zao de ny manindry F8, F10, F12 ... rehefa midemarrer ilay ordi. dia misy an'le choix be dia be tsy haiko ireny mipoitra eo. rehefa atao mode sans echec moa le ordi de misokatra tsara fa tsy mety anaovana internet.

Misaotra mialoha e! Mba ampio fa tsy mampiasa ny ordi-ko miits za zao fa mankany aman'olona :( .

2. sitlo ( 18/01/2007 03:02)
Za tsy miconseil system d'exploitation piraty atao miconnecta amin'ny internet. Indrindra fa raha any etazonia fa tena manenjika ny microsoft.
Fa raha any dago indray dia tsy dia koah loatra aloha amin'izao. Be dia be ny kofa manana windows fa ampitombony ny namana.
3. BloodTitan ( 20/01/2007 11:04)
Fady mintsy ny manao activation en ligne windows pirate zany na aty dago aza za zao efa tratra fa tondé voaformaty oazy le systeme de vita aby ny doc retra. fa ra mety de mitadiava window hafa de esory daolo ze fifandraisana am internet fa ratsy be,
De konsai ho anao koa refa vita ny intallation de desactiveo daolo reny mise à jour system reny fa poizina reny, de desactiveo kou ny envoie messege fa reny koa ahafantarana pirate daolo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0837