Pierrot -- Arema -- Futur
1. simplex
(
16/01/2007 12:29)
Somary gaga ihany aho, fa toa tsy nisy namoaka analizy kely ny mpiresaka politika eto @ serasera na d efa omaly aza ny nivoaka ny tena resaka.
http://www.pierrot-rajaonarivelo.org/resultcom1.php?ID=52
http://www.les-nouvelles.com/default.php?file=opinion_debat&debut=2
http://www.lexpressmada.com/dispay.php?p=display&id=4479
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=1108&ART=21563
in no nahazo an'i Pierrot? mety hiova hevitra v izy?
mety mbola hiainga ihany v ny AREMA?
mety hoe i Rolland v no ataon'zala SN vaovao sa hoe mijanona direction collegiale aloha mandra-pitrangan'ze mety azo atao mpitarika?
Ny impact eo @ fitondrana, tim, 3FN, ...?
...

novalian'i fijo ny 18/01/2007 23:18
2. simplex
(
16/01/2007 12:33)
ity le link avy @ l'express fa tsy haiko hoe manin no tsy misokatra
http://www.lexpressmada.com/display.php?p=display&id=4479

3. lapino
(
16/01/2007 15:29)
Ohatra ny diso maimbo loatra angamba ilay anarana hoe AREMA raha mbola i Pierrot no mitarika azy.
Fa io ve, raha tsy eo Ratsiraka, tsy eo Pierrot, dia hoe ho independant tanteraka amin-dry zalah le antoko avy eo? tsy mino loatra aho aloha.
Ho an'ny opposition, tokony ho fotoana angamba izao hanorenana antoko iray matanjaka raha efa nisy projet tany. Tokony misy bandy mba tena mahavita azy amin'izay mitsangana eo, ze bandy mba mahay politikan'ny taonarivo fahatelo fa tsy rotaka foana.

5. simplex
(
16/01/2007 18:16)
k ny fikan'lery anie zao mety ohatr'le style Herizo e. Mody miataka aloha satria voatsindry tanteraka ny AREMA, @ zay mbola madio ny CV-ny sy ny popularite-ny. Ny AREMA moa tsy hanao afatsy ny hifandromotra ao, d avy eo izy miverina. Raha toa ka tena fiasco tanteraka i ra8 d lasa i lery ny role.
Zany hoe ra izao no misy amnistie tampoka d vita lery :-w zany hoe tsy hitranga moa zay scenario zay. Sa kou lery mifainty an'le hoe "ouverture" an'i ra8 io?
Ny tena mahavoa ny antsika koa moa tena oe le ol sefon'antoko no izy fa tsy le antoko e. Vao tsy eo le ol d tsisy dikany le antoko, mbola ho ela ihany raha izao kle...

6. fijo
(
16/01/2007 21:04)
iuo voalazan'i simplex farany io mihintsy no olana any.tsy ny antoko no misarika,fa ny mpanorina na ny mpitarika azy.hany ka vao tsy eo io ,dia mitady hafa indray ry zalahy.
izay foana,na io TIM io aza anie raha vao tsy eo ravalo dia be ny tim hivadika X ao e.satria tsy dia le firehana,no nidirana,fa mba ny hitaty potika latsaka eny.izay no tsy mety mampandroso sy mampahatanjaka ny antoko sy ny politika any

7. rabaradaka
(
17/01/2007 07:58)
Zao ry dadatoa no analyse nataon-drabaradaka ary efa nivoaka gazety ity : dadatoa Pierrot dia tehadio eo anolon'ny tontolo politika malagasy sy any ivelany. Ny fialany dia midika fa tsy teho fehezin'i ratsiraka Didier intsony izy sady tehiala amin'ny lazaratsin'ny AREMA. Ny ho avin'i Pierrot dia tsy tena mazava satria tsy hovoaray eto Gasikara izy raha tsy amin'ny 2012 indray. tsaho daholony ankoatra izay. Ny AREMA indray dia tsy misy hfa ny PSD tamin'ny fotozan'androny : maty dia velombelon-dratsy teo dia maty tanteraka.
Zay aloha sao lazainareo ho be resaka eo aho.

8. lapino
(
17/01/2007 20:13)
rabaradaka:Aza matahotra i rabaradaka fa tsy mila lazaina izany akory ka :wink:8)
sao lazainareo ho be resaka eo aho.
9. fijo
(
18/01/2007 23:18)
ka vao tsy ita i deba dia fantatra fa hizarazara koa ny arema ka,satria seza no nilainatao,di aizay ahitana sy ahazoanaseza no atao.tandremo ry TIM