fiainan' ny aritista gasy eto andafy

1. xxx ( 16/01/2007 09:35)
Maheno resaka matetika aho fa ny aritista sasany eto andafy toa mifangalatra vady no fataony na efa fantatra izao aza fa efa manana ny tokatranony sy ny zanany ilay iray :roll:inona no mba hevitrareo amin' izany ?
novalian'i tocyoc ny 19/03/2007 17:21
2. booboo ( 16/01/2007 14:22)
euh...ny hevitro : sao tokony tsy ato @ "namana vaovao" ity dinikao ity ? hihihihihi
3. lapino ( 16/01/2007 14:50)
Manakanto izy :°)
4. Fiffi ( 16/01/2007 15:19)
booboo: namana vao2 hafakely zany koh :wink::-D:-D

xxx: de zay zany koh ! samy artista de manankanto marina .... :°)
5. xxx ( 16/01/2007 16:00)
ovaina izany ny toeran ' ity sujet ty fa diso toerana tokoa misaotra .
6. Fiffi ( 16/01/2007 16:46)
7. Joandry ( 12/02/2007 16:32)
Tena efa simban'ny kolontsaina vahiny mihitsy isika rehefa lasa any. Mandiniha tena ry gasy kely a !
8. Fiffi ( 13/02/2007 07:23)
Joandry:
Mandiniha tena ry gasy kely a !
gasy kely ahoana zany ry Joandry ? iza zany kely zany ? de kely @ inona ? :roll::roll:


9. tocyoc ( 19/03/2007 17:13)
Izay le feeling fa tsy misy tsiny izany rehefa samy mahalala ny fetrany hoe hatreto ihany fa tsy manakorontana! zay io:-D
10. tocyoc ( 19/03/2007 17:21)
Mpnakanto anie manampitiavana be tsy mahagaga raha zarazarainy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2911