izaho ihany ve no...
1. zizi
(
15/01/2007 08:42)
Hono ho aho, izaho ihany ve no tratran'ity problème ity androany ? Avy nanao installation Microsoft internet 7 aho, avy eo nanokatra boite mail yahoo.fr na it dia bloquer tsy mety misokatra, ny pseudo-ko eo fa ny boite no tsy misokatra, fotsy be fotsiny no hita eo. Asa na zavatra miserana na ahoana. Nataoko desinstaller indray ilay microsoft internet 7 nefa mbola miseho ihany ilay olana. Izaho ihany ve no voan'io sa ianareo koa izay manana adresse mail yahoo.fr na it??? Dia inona no atao ?
novalian'i sitlo ny 15/01/2007 18:47
2. kitjo
(
15/01/2007 10:19)
za alo ts mbola voa
kanefa enao mahasokatra site hafa mety tsy any zany ny olana
marary mits nyfonao?hihi:-*
kanefa enao mahasokatra site hafa mety tsy any zany ny olana
marary mits nyfonao?hihi:-*
3. Fiffi
(
15/01/2007 14:11)
toa efa nisy namana voan'io koh teto raha tsy diso zah ! le messenger no tsy misokatra , http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m45994f56e824a
