Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ntsonaleeee
1. lapino
(
15/01/2007 01:37)
Mahafatifaty nge zany raha zazakely
http://www.dailymotion.com/bernynab/video/xk9yg_syd-the-kid-hilarious-comedianne
=D=D=D
http://www.dailymotion.com/bernynab/video/xk9yg_syd-the-kid-hilarious-comedianne
=D=D=D
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 21:49
2. cutie
(
15/01/2007 02:11)
heveriko fa mba hihira ange izy e
kay making fun of black people:-D:-D:-D
kay making fun of black people:-D:-D:-D
3. lapino
(
15/01/2007 13:15)
Tsisy eritreritra ambadika kosa e, making fun fotsiny
Fa ny mampiaiky ahy dia ilay ankizy tsy misy trak mihitsy miatrika public. Dia mbola agressif koa aza izy rehefa miresaka avy eo. Ampitovio @ zaza gasy 8 taona nge e ...
Le ankizy mihitsy ve no tsy saro-kenatra sa avy amin'ny raiamandreniny sy ny manodidina no mahatonga an'ireny e ?

6. Fiffi
(
15/01/2007 18:38)
heu....possible ...fa na izany aza an ! hihihih eo imason'olona firy ? anjekaky ooo :{:{ fa tsara kosa aloha an !
7. pissoa
(
15/01/2007 18:55)
tsy mila anontaniana oe Inn ny ataonjy, hira sa tsenjery ? fa tonga dia wawawa be :-D:-D:-D
9. simplex
(
15/01/2007 19:18)
k ny an'ny ol zarina miatrika audience sy tsy ho menamenatra ny ankizy fa tsy otran'ny an'ny gasy hoe vao mba miteny kely d akombony ny vava :twisted::-w tonga d voampempo b le zaza d lasa zatra an'zay. D complexe wazy avy eo...
cutie: stop wearing her clothes :-P
cutie: stop wearing her clothes :-P
11. cutie
(
15/01/2007 21:30)
cutie: stop wearing her clothes
io koa no mba mampime ahy:-D
fa le boys sy le cookies sy ny tariny tsy azoko tsara, in ny mampime aminy :roll::roll:
12. Fiffi
(
15/01/2007 21:49)
ny ahy aloha mahafinaritra ahy ny mahita an'zao ankizy sahisahy zao an !