fito andro ambondrona

1. oligracia ( 14/01/2007 16:18)
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 14:17
2. kelly13 ( 14/01/2007 16:42)
:?:
3. Fiffi ( 14/01/2007 20:31)
4. Fiffi ( 14/01/2007 20:32)
http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3606
5. fasaly ( 14/01/2007 22:01)
oligracia::?
fa manin????? tiko be kou io hira io de mi:? foana kou zà
fiffi: merci fiffi:-*
6. fasaly ( 14/01/2007 22:03)
Fito andro


Nisaiko ireo andro 'zay nandalo
asa ianao koa raha toy izany
fito andro izay alahady androany

alatsinainy ianao niandry ahy mba handalo
tsy tonga aho talata anefa ny andro
alarobia tontolo tezitra angaha ah

Nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
tsindrian-daona mbola tsy vita foana 'reo kandra miandry
na torimaso aza aho tsy hisy akory
maraina indray vao mba matory

ref:
Tsy niniako, fa te hanao 'zay tiako aho
tsy misy mihitsy na dia fotoana fohy tsy hahitako anao niandrandra aho, tsy tafandry efa fito andro

Alakamisy niezaka niaritra aho
tsy mba nisy zoma mahafinaritra
efa te-hody nony asabotsy
androany anio aok'izay ho avy any aho
hivavaka ary hihaona aminao
fito andro izay alahady androany

Nefa izaho aty malahelo tsy afa-miantso
tsindrian-daona mbola tsy vita foana 'reo kandra miandry
na torimaso aza aho tsy hisy akory
maraina indray vao mba matory

ref:..........


ataoko eto aky fiffi amzay azoko adika fa tsy tiko lay jereo eto a!:wink:
7. Fiffi ( 15/01/2007 14:17)
fasaly: ka nataoko fanahiniana io @ zay mba ahazahoan'ny namana mitsidika ny tononkira akia an !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533