190.000.000 euros NY KARAMAN 'I BECKAM.....

1. lemenakely ( 12/01/2007 19:59)
Re araka ny vaovao mari-pototra fa andeha hifindra lasy any LOS ANELES ingahy BECKAM DAVID izany hoe tsy hilalao ao @ REAL intsony izy fa hilalao any AMERIKA indray.Voalaza fa io no karamana mpilalao baolina mbola lafo indrindra mandrak'izao raha avadika FMG aloha dia asa angamba .Contrat pour 5 ans io 190.000.000 d'euros io
novalian'i bazylou ny 13/01/2007 01:10
2. lapino ( 12/01/2007 20:42)
Efa tsy misy fmg intsony lemenakely a :wink:
Fa sao dia resaka toe-karena aloha ity e ??? :-D:-D
3. DONGAKA ( 12/01/2007 21:11)
avadiho ho ariary ary izany e
4. bazylou ( 13/01/2007 01:10)
190 000 000e * 2600 ar= saosy be manaraka ny arabe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2355