gitara basy

1. fijo ( 11/01/2007 23:30)
mba homeo ahy hoe ry zalahy ny filahatry ny tady amin'ny gitara basy.fa toa henoko hoe tsy manaraka ny "mi-la- re- sol -si -mi"
novalian'i fijo ny 12/01/2007 21:12
2. fijo ( 11/01/2007 23:31)
de ampiako kely,
le rakiky io ve malaza be any mada ,fa tiako be ny hirany
3. LazaDaddy ( 12/01/2007 04:14)
fijo:
mba homeo ahy hoe ry zalahy ny filahatry ny tady amin'ny gitara basy.fa toa henoko hoe tsy manaraka ny "mi-la- re- sol -si -mi"
aoka aloha anontaniana ny zavavy fa IzahoLahy tsy mahay gitara basy.
4. booboo ( 12/01/2007 11:53)
Fijo > ngaha tsy 4 cordes ihany ny basse (raha basse classique a) ? dé raha tsy diso zà a :oops::oops::oops: dé : Mi, La, Re, Sol.
5. lapino ( 12/01/2007 16:14)
Izay an'i booboo izay
http://fr.wikipedia.org/wiki/Guitare_basse
6. fijo ( 12/01/2007 21:12)
misaotra e,kay izany basy 5 tady no noresahan'ilay bandy izay ahy.izay vao mazava
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023