ary maninona no tsy lazaina eto

1. bazylou ( 11/01/2007 23:02)
ny klandy gasy any usa sy tokyo!!
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 19:10
2. Fiffi ( 12/01/2007 06:34)
misy nga any ? :roll:
3. Papoose ( 12/01/2007 06:59)
lol esy a we re bazy ee!atombohy aminao aza moa ny milaza azy e ;)
4. Fiffi ( 12/01/2007 10:59)
bazylou nga any ? :roll:
5. xxx ( 12/01/2007 14:36)
tsy manana olana izany izy matoa tsy misy resaka.
6. Fiffi ( 12/01/2007 15:07)
ka tsy aiko hoe inona no andeha lazaina eto raha tsy misy ? sady zah aloha mbola tsy naheno hoe nisy an'zany tany an !
7. Lalah ( 12/01/2007 17:46)
Aradalana matoa tsy expulser ry baz a! tsy misy cland zany aty
8. Fiffi ( 12/01/2007 18:32)
zany ange hoa eh !
9. linarako2 ( 20/01/2007 18:41)
hi!hi!hi! =))=)):@
10. Fiffi ( 20/01/2007 19:10)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4415