O ry Tompo tianay!

1. rakaroka ( 11/01/2007 11:32)
Sao misy mahay ny tonony miaraka @ accord?...
Dia misaotra mialoha...
Toa iny hira iny no mahamanina nampahatsiahivin'i Pissoa:("Hoy ilay hira tiako be izay (tsy haiko raha tadidin'i Soanja : O ry Tompo tia anay)

Firifiry moa ny olona tsy mino anao akory, o ry Tompo
Nefa indro fa mahomby eo ambany masonay, o ry Tompo
Izay iriany tsy mivoana, izay ataony higagana, o ry Tompo
Izay ataony higagana, azy izao tontolo izao, o ry Tompo
Azy izao tontolo izao ka voahilika izahay.)

(Marina io tononkira io)
novalian'i pissoa ny 14/01/2007 16:51
2. diamondra27 ( 11/01/2007 13:11)
o o o ry tompo tiiiianaaaay!

ô o oo oo ry tompo tiaaaanay
aza entina
aza entina misendra 'zay tsy zakanay izahay
aza avela
aza avelanao irery
fa
fa raha tonga ny fotoana
ny fotoana
fa raha ny fotoana mbola hiverenanao
mbola hino ve 'zahay


fa impiry moa?
fa impiry moa ianao no nesoina noho anay
o ry tompo ô ooo

mbola hitohy....


rakaroka: 'zao ndray vao hita an!

:-*:-*
3. diamondra27 ( 11/01/2007 13:20)
fa impiry moa zahay no esoina noho ianao, o ry tompo ô
raha miezaka mitia reny zandrinao ireny , o ry tompo ô
zary menatra izahay fa lazaina mpanonofy , o ry tompo ô
fa lazaina mpanonofy sy mandrendrika vahoaka,ô ry tompo o
sy mpandrendrika vahoaka hanantena ny tsy misy!

fa impiry moa zahay no vonoina noho ianao , ô R T ô
raha mikiry mampanjaka zany fahamarinanao, ô R T ô
ny anaranay lotoina ny fiainanay fofoina, ô R T ô
ny fiainanay fofoina tsisy toerana ho anay,ô R T ô
tsisy toerana ho anay @ izao tontolo izao


mbola hitohy.../...
4. bazylou ( 11/01/2007 13:24)
:o:o:o:oooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooooo
5. diamondra27 ( 11/01/2007 13:30)
3 - firifiry moa ny olona tsy mino anao akory,ô R T ô
nefa indro fa mahomby eo ambany masonay: izay iriny tsy mivaona izay ataony igagana
izay ataony igagana: azy izao tontolo izao,
azy izao tontolo izao kaa voailika izahay

4 - firifiry moa ny olona miandrandra famonjena
ny finoanay anefa tsy mitombo fa mihena
olondresy hamavoina olomarina vonoina
olomarina vonoina anirahanao anay
anirahanao anay, nefa miahotra izahay

5 - fa impiry moa ianao no nilaza taminay
fa ny lalampamonjena no natolotrao anay
famonjena itokiana t@ hazo fijaliana
t@ hazo fijaliana efa nentinao nandresy
efa nentinao nandresy an'izao tontolo izao

miaka tsiny fa efa nikaroka le accord fa tsy nahita e!:-P:-P
6. xxx ( 11/01/2007 13:34)
-C-o o! o ry -G-Tompo tia
-C-o ry -G-Tompo tia a-C-nay
Aza -G-entina misedra izay tsy -F-zakanay iza-G-hay
Aza a-G-velanao ho ire-F-ry
Fa raha -F-feno ny fotoanaaa-C-aa
Fa raha -G-feno ny fotoana hive-F-renanao indray e -G-e
Mbola -G-hino ve 'zahaa-C-y

Fa i-C-mpiry moa zahay no esoina noho Ianao o ry -G-Tompo o
Raha mi-G-ezaka mitia ireny zandrinao ireny o ry -F-Tompo o
Zary -F-menatra izahay fa lazaina mpanonofy o ry -G-Tompo o
Fa la-F-zaina mpanonofy sy mpandrendrika vahoaka o ry -G-Tompo o
Sy mpa-C-ndrendrika vahoaka mana-G-ntena ny tsy mi-C-sy
http://www.supload.com/listen?s=SChXmSExV1z
7. rakaroka ( 11/01/2007 14:51)
Dia misaotra 'nareo namana tsy foy tokoa:
teo am'ny tononkira sy feo voalohany: i Diam's=D,
Nanao ny basse: i Bazilou =D;
ary teo amin'ny mozika i xxx: =D:misaotra xxx a(bien)
MIzaho izany ilay mpanofahofa tanana!...
Bisous à tous!:*:*:*:*:*
8. diamondra27 ( 11/01/2007 16:33)
rakaroka::-D:-D:-D:oops:
feo voalohany angaha:P

bazylou: misaotra @ le refrain e!:lol:
xxx: mba hazavao hoe: inona le c g f fa tsy hay
aleo asiana fianaran-kira kely fa mahafinaritra izy izany.
9. pissoa ( 11/01/2007 16:41)
za koa zany manimanina an'io sy ny hira betsaka be :cry::cry::cry:
10. rakaroka ( 11/01/2007 20:26)
Tsy maninn fa manao feo faharoa izany Ra-pissoa e!
Tokony mbô asian-dry hery ao am'ny lafiny tek'nik
'lay fahazoana manao "répét on line" tahaka ny conférence on line. dé afaka hiarak'hiredona ny
Ry tanindrazanay malala rehefa 26, Avia ry mino rehefa 25,sns...
11. cutie ( 11/01/2007 22:25)
Tokony mbô asian-dry hery ao am'ny lafiny tek'nik
'lay fahazoana manao "répét on line" tahaka ny conférence on line. dé afaka hiarak'hiredona ny
Ry tanindrazanay malala rehefa 26, Avia ry mino rehefa 25,sns...

:-D:-D:-D:-D
12. ari.malala ( 12/01/2007 07:50)
pissoa:

za koa zany manimanina an'io sy ny hira betsaka be :cry::cry::cry:



Ntsôôô!:-*:-*:-*inona ohatra no mahamanimanina anjiko iarahantsika roa mihira aza e!
13. pissoa ( 14/01/2007 16:51)
Ito kia a :

Tianao ve ny ho mpianatro ?
Tsy ny vola aman-karena é
No mba tanjona tratrariko !

Tianao ve ny ho mpianatro ?
Raiso ny hazo fijaliana é
Dia izory 'zay nodiaviko !

[mila fihirana amizay :oops::-D]

:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1274