mpangalatra vam

1. xxx ( 11/01/2007 01:19)
ralehilahy: teo ho eo amin'ny 10 metatry ny tomobilako teo aho tompoko no nisy nangalatra ilay izy.
polisy: hitanao ve ny endrik'ilay olona?
ralehilahy: ananan ka, tsy hitako fa mba voaraiko kosa aloha ilay numero
2. pissoa ( 11/01/2007 07:33)
:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 11/01/2007 08:28)
:-D:-D
4. kala ( 11/01/2007 14:30)
mety marina ihany zany ka! misy sweat shirt ireny le mbô misy n° 88 - 57 sns ilay tary ê!

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. sitlo ( 11/01/2007 17:04)
:-D:-D:-D
6. totofy ( 11/01/2007 19:31)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. ari.malala ( 12/01/2007 07:57)
:oops: :roll: otran'ny tsy azoko:roll:
8. onjah ( 19/01/2007 19:12)
:-D:-D:-D
9. MPANDRAHARAHA ( 07/02/2007 12:41)
le tsy mampme no tena mampme b!
hi!hi!hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0466