video gasy milay bé

1. nosmaillyyou ( 10/01/2007 19:22)
mba jereo ô8O (l)
: http://www.dailymotion.com/popular-week/search/clip%2Bgasy/video/xxwtz_zanaka-adala
Mazoto mijery é!
novalian'i xxx ny 12/01/2007 00:07
2. Fiffi ( 10/01/2007 19:35)
tena milay be marina fa misaotra nizara an ! :)
3. xxx ( 10/01/2007 21:32)
http://klipgasy.blogspot.com/ koa
4. Fiffi ( 10/01/2007 22:14)
hummmm....misaotra anao ry xxx fa tena milay an ! :)
5. sariaka ( 11/01/2007 13:37)
Efa nisy nanolotra teto daholo ireo, misaotra amin'ny famerenana ho an'izay mbola tsy nahita e:):). Ity koa misy iray :
www.klipgasy.com
Somary mila faharetana miandry ny fisokafany.
6. kelly13 ( 11/01/2007 18:08)
sariaka>miciii ankia aaaaa! nga niverina nihira ry tif a tif?
7. xxx ( 12/01/2007 00:07)
mahafinaritra bé lé clip.
Efa mandé @ dago vé io hira phenomene bé io.
Tsara kosa ko(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433